Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Soketraka: a : Fipetrahana mi-lamina sy miadana tsara; tsivetraka. 1 t, I f.: Asoketraka, tafasoketraka I manasoketraka,…tohiny
Sokina: a.: Biby misy tsilotsilony mandrakotra ny lamosiny, mpihinam-bibikely (ny sokina dia anisan'ny biby…tohiny
Sokirina: (sokitra) mt. ih. (sokiro):Lavahana amin'ny fandraka: Nosokirina tamin'ny vato ny sarin'ilay nitolona…tohiny
Sokitra: Asa rafitra atao amin'ny fandraka. Fanaovana sary amin'ny hazo na vato Ny lavaka eny amin' ny endrika…tohiny
Soko: a.: Fakana miafina, fijokoana; fahatongavana mangingina tsy ampoizina; fandehanana tsy an-kiteniteny…tohiny
Sokodoha: (Btl) a,: Tandrok' omby miendrika tandrok' osy. tohiny
Sokodrevo: (angl. screwdriver) a.: Fitaovana fanodinana fantsika misy rindrany, ka ampiasaina raha handentika na…tohiny
Sokoina: (soko) mt th. (sokoy): Idirana an-tsokosoko: Nosokoin'ny fahavalo ny tanàna • Atao mangingina: Nosokoiny…tohiny
Sokola: (fr. chocolat) a.: Zavapihinana amboarina amin'ny vovo-kakao izay totoina ka rehefa tonga fetafeta dia…tohiny
Sokona: na Sokina a.: Hazo fisaka fantsihana amin'ny tavan'ny tafon-trano mba hiarovana azy, hatreny amin' ny…tohiny
Sokoroty: (fr. choucroute) o.: Laisoa voatetika nasian-tsira sy voatahiry. tohiny
Soky: Sokisoky p.t.: Saro-kenatra, saro-tahotra. - t.i.f : Tafasokiky 1 misokiky, fisokiky, mpisokfky / mahasokiky…tohiny
Sol: a.: Ny feo fahadimy amin' ireo ambaratongam-peo valo amin'ny gama. tohiny
Sola: p.t.: Mangadihady, tsy misy volo: Solo sahady ny lohan'i Zoky. • Manana loha tsy misy volo: Ingahibe…tohiny
Solabato: a.: Vatolampy izay tsy mitsatoka mahitsy ao anaty hady, fa misolampilam-PY. tohiny
Soladena: a,: Mangahazo lena solatsolarana na atao teti-pohy ny fahandro azy. tohiny
Solafahina: (solafaka) mt. (solafaho): Andidiana na anombinana kely amin'ny fomba misompirana. tohiny
Solafaka: mt.: Mikorisa ny tongotra ka mianjera, mibolisatra, mibolasitra: Solafaka ilay akoho nandeha teo ambony…tohiny
Solaitra: (angl. slate) a.: Karazam-bato voavoatra hanoratana na hatao tafontrano: Mbola manoratra amin'ny solaitra…tohiny
Solaitrabe: a.: Solaitra makadiry mipetaka amin'ny rindrina anoratana mba ho hitan' ny mpianatra rehetra iray laldlasy.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0719