Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sikilaonina: (fr. cyclone) a.: Rivo-mahery avy amin'ny tsindrin'ny atmosfera amin' ny toerana iray ka mampisondrotra…tohiny
Sikina: a.: Lamba ahodidina ny tena ka midina hatreo amin'ny lohalika: Naka lamba hataony sikina Rasoa dia lasa…tohiny
Sikinana: (sikina) mt. ih. (sikino): Hodidinina sikina: Sikino lamba izy. 1 Forana: Nosikinana omaly ny zandrinay…tohiny
Sikisiky: a: Anaran-kafa ilazana ny varo-maizina. ¶ Varo-maizina, sikisiky, varotra an-kobohobo. tohiny
Siky: t.p.: Teny fandroahambiby. - t.i.f.: Misiky, fisiky, mpisiky / isikiana, fisikiana. tohiny
Silahina: (silaka) mt ih. (silaho): Anendahana sombiny kely: Silaho io hazo io. tohiny
Silaka: a.: Hazo na vy asisika eo amin'ny hazo efa natomboka hotsofaina mba tsy hanery ny tsofa, na tsofoka…tohiny
Silaka: a.: Ny potiny na sombiny avy amin'ny zavatra novakina na vaky: Sila-mo fo. ¶ M.h.: Potika, sombina,vaky,…tohiny
Silamo: (fr. islam) a.: Antokom-pivavahana naorin'i Mahometa, mirlo an'Andriamanitra tokana antsoiny hoe Allah,…tohiny
Silamo: a. sady p.t.: Olona anisan'ny antokom-pivavahana miozolimanina, naorin'i Mahometa. tohiny
Silantsilana: p. t.: Pilaka sy maimay, jef(jefy, mitrafantrafana: Mahasosotra ahy ny toetran'ilay zazavavy silantsilana…tohiny
Silarana: (silatra) mt. ih. (silaro): Analana sombiny kely: Nosilarany ilay koban-dravina nomeny an'i Lita zanany.…tohiny
Silatra: a.: Poti-javatra nihelaka tamin'ny vatan-javatra lehibe. ~ p.t.: Nahafahana kely, dimbana. - t.i.f.…tohiny
Silianina: (fr. chilien) a.: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Silia (Amerika atsimo). ? p.t.: Momba an'i…tohiny
Silina: (sily) mt. ih. (silio): Enti-milaza zavatra izay tsy anomezana betsaka fa sombiny kely foana: Efa silinareo…tohiny
Silisily: (Ski) a.: Rojom-batofantsika. tohiny
Sily: a.: Lamba na kofehy landy mena mivaivay sy midorehitra. ? Halafosan-javatra. 1 p.t.: Lafo. 1 Enti-milaza…tohiny
Sima: p. t.: Nahafahana na vaky simaka ny molotra, misy rava na tsy mitovy sisina amin' ny namany. - t.i.f.:…tohiny
Simahina: Simahana (simaka) mt. ih. (simaho): Alana, tsoahina amin'ny fisintonana azy: Simaho io rantsan-kazo…tohiny
Simaina: (sima) mt. ih. (simao): Vakina atao dimbana (ny molotra ambony na ny morona). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0119