Litera S
Saveraveraina: Asaveravera (sauerauera) mt. ih. (sauerauerao, asauerauerao): (akanjo) Avala hisariraka tsy tafina tsars.…tohiny
Savihina: (sauika) mt. ih. (sauiho): Tolomina mba hidaraboka; (omby) raisina amin' ny tandrony na ny vozony dia…tohiny
Savika: a.: Fitolomana hanjera..,; fanaovana an-keriny hamotraka na handavo: Voararan'ny fanekem-pokonolona…tohiny
Savily: a.: Vy ahazoan'ny varavarana na ny saron-javatra, toy ny vata, misokatra sy mikatona. ¶ M.h.: Vy miady.…tohiny
Savoana: a.: Fiakarana na tisondrotana eny amin'ny habakabaka: Baolina savoan-danitra. 1 h.o.: Fandehanana any…tohiny
Savoanana: (savoana) mt, pdr. (savoany): Enti-milaza zavatra ambony toerana torahana vato na baolina: Aza savoanana…tohiny
Savoaravoara: a.: Fanonjanonjanana na fikorianan'ny rahona na ny rivotra (jar. Samboaravoara).
tohiny
Savohana: (savoka) mt. ih. (savohy): Asiana na hosorana savoka: Savohy tsara ny ngorodontsika, ry be lohako ity!…tohiny
Savoka: a.: Zavatra malemilemy vonivony miforona avy amin'ny renitantely ka anaovany ireo takela-tantely misy…tohiny
Savolaina: p.t.: Vizana, volivoly; vahotra tsy maharay zavatra ary tsaroana dontodonto: Sauolaina izany ny tanako…tohiny
Savonimbary: a.: Karazan'ahitra izay mandroadroatra tahaka ny savony rehefa kosikosehina ao anaty rano.
tohiny
Savony: (fr. savon) a.: Zavatra vita amin'ny jabora sy laro, atao anaty lasitra sy tenehina, ka ampiasaina ho…tohiny
Savoravora: a: Mitovy amin'ny Voravora.
tohiny
Savoretaka: ft.: Fipetrahana amin'ny toerana maloto. - t.i.f.: Savoretahina, asavoretaka, voasavoretaka, tafasavoretaka…tohiny
Savorinala: a.: Volon-kazo sahalahala amin'ny vohavoha ary fanao sesi-kidoro.
tohiny
Savoritahina: (savoritaka) mt. ih. (savoritaho): Sady akorontana no asafotofoto.
tohiny
Savoritaka: a.: Fisaritahana; tsy filaminana feno korontana. - t.i.f.: Savoritahina, asavoritaka, voasavoritaka,…tohiny