Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sombina: a.: Ilany kely bitika: Omeo sombiny kely amin' iny mofo iny ity zaza ity fa mahasosotra loatra ny fitomaniany.…tohiny
Sombinana: (sombina) mt, ih. (sombino): Akana, analana ilany kely: Sombino ia hena io. • Roritina, sintonina: Nosombinako…tohiny
Someby: Somebiseby p. t.: Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin'ny toerana iray izay…tohiny
Somedika: p.t.: Maniry na lia-na, nefa tsy afa-manoatra noho ny fikaviaviana. - t.i.f.: Misomedika, fisomedika.…tohiny
Somerongerona: p. t.: Maloto misy tsikoko mitakovana. tohiny
Sometroka: p.t.: Maintin'ny setroka. • Mikonetaka sy mifendrotra ny tarehy. tohiny
Somidika: (s-om-idika) p. t, : Enti-milaza ny ro na ny rano misy menaka mitsinkafona eny amboniny: Somidika ity…tohiny
Somina: a.: Tsihy zairina hitahirizana ny valala nampangotrahina kely, dia nahahY ho maina. tohiny
Sominda: a.: Fanapahan-tendam-biby hovonoina — Aretina mivonto izay mandoaka ny traotraoka ka mahafaty haingana.…tohiny
Somindaina: (sominda) mt. ih. (somindao): Tapahin-tenda (enti-milaza biby vonoina). tohiny
Somindrany: ppt. feh.: Satria, noho. tohiny
Sominia: (fr. cheminée) a.: Tadinim-basy. tohiny
Somisika: a.: Hazo na tsilo tafiditra ao anaty: Misy somisika amin'ny fanondroko ha-via. i• p.t.: Misy hazo na…tohiny
Somitika: p.t.: Maloto, solitika. tohiny
Somizo: a.: Enti-milaza lamba natao tamin'ny kofehy landihazo tahaka ny soga ilrany, saingy madinika tsars tenona…tohiny
Somodasoda: (t.tr.) p.t.: Mahafenofeno (fofona). tohiny
Somokotra: p.t.: Miezaka mafy, revo amin'ny raharaha a-tao: Somokotra er? Rakoto m iasa. - t.i.f• : Misomokotra.…tohiny
Somolasola: (t, tr.) p.t.: Simbasimba. tohiny
Somondrara: p. t.: Enti-milaza zazavavy mihalehibe hita amin'ny fitombon'ny nonony na ny fibontsiny. tohiny
Somondry: p. t.: Fohy rantsana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0659