Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Seminera: (fr. séminaire) a: (Fiv. kay.) Toerana anomanan'ny Eglizy ny tanora manam-pikasana ho pretra. / Fiofanan'antokon'olona…tohiny
Semporina: (sempotra) mt. ih. (sempory): Atao izay hampisanehaka, hahasempotra. tohiny
Sempotra: p.t.: Tsy afa-miaina noho ny hafanana be loatra: Sempotry ny hafanana aho izany. 1 Tsy avy miaina noho…tohiny
Senasena: a.: Zavamaniry fanao fanafody serin-jazakely (misy senasena lahy sy senasena vavy). tohiny
Sendahana: (sendaka) mt, ih. (sendaho): Endahan-koditra, endahan-damba. tohiny
Sendaka: a: Fanendahana na fanesorana ny hodi-javatra, na fanalana ny lamba tanna. i t.i.f.: Sendahana, asendaka,…tohiny
Sendaotra: na Sendoatra p.t.: Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny. ~ Tezitra misafoaka: Mora…tohiny
Sendika: (fr. syndicat) a.: Fikambanan'olona iray asa na mitovy zo mijoro hiaro ny tombontsoany: Sendikan'ny…tohiny
Sendrasendra: p.mt. na a.: Tsy nampoizina, tsitointoina, zavatra tsy nampoizina: Sendrasendra no nahitako azy. / Misy…tohiny
Sendrasendraina: (sendrasendra) mt. ih. (sendrasendrao): Vinavinaina ara-keviny: Moa ve azo sendrasendraina fa ho avy…tohiny
Sengisengy: (Btm) a.: Vady vazo. tohiny
Senoka: Senotsenoka p.t.: Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senoky ny fanetsana izahay…tohiny
Sentoina: (sento) mt. ih. (sentoy): Tr'ohina amin'ny orona. tohiny
Sentsena: a.: Ady: Mila sentsena. tohiny
Sepo: (Br) a.: Lamba landihazo nasoka anaty ranon-doko angana antitra. tohiny
Septambra: (fr. septembre) a,: Anaran'ny volana fahasivy amin'ny taona araka ny kalandrie, misy andro 30. tohiny
Serana: a.: Fandalovana haingana mihelina, ? Aretin-tampoka mahazo vetivety. - t.i.f.: Seranana, na seranina,…tohiny
Seranana: na Seranina (serana) mt, ih. (serano): Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona. 1 Hanina…tohiny
Seranana: a.: Toerana natokana hitodiana sy hiaingan'ny sambo; fitodian-tsambo. • h. i.: Fiantsonan'ny mpandeha…tohiny
Serasera: a.: Fandalovana mivezivezy eo an oloan'olona; fandalondalovana matetika eo anoloan'olona; fifamangiana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0584