Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Safotra: p. t.: Rendrika ao anaty...; tototra ao anaty...: Safotry ny rano ny tanimbolinay tamin'ny fahavaratra…tohiny
Safovava: : Teny milaza hafenoana raha mamatra vary, ohatra, ka mifarana amin' ny vava kapoaka ny vary (jer. avo…tohiny
Safy: Safiny a.: Fanampiny, famenony (akanjo). - t.i.f. : Safina, asafy, voasaf y / manasaf y, fanasafy, mpanasafy…tohiny
Saha: a.: Tany malalaka tsy misy ala na tanĂ na fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra"…tohiny
Sahabo: p. mt.: Teny enti-milaza habe na isa, na refy, na halavirana, na lanjan-javatra, tsy tena marina fa…tohiny
Sahady: p. mt.: Enti-milaza fotoana tsy da., fa haingana tsy tahaka ny nanampoizana azy: Vao volana septambra…tohiny
Sahafa: a.: Hazo mitapelaka lehibe, matetika boribory, fanofana vary (misy koa vy na ravina natao hanofana vary…tohiny
Sahala: p. t.: Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja...: Mandehana amin'izao ianareo fa efa sahala izao ny anjaranareo.…tohiny
Sahana: a.: Fiandraiketana, fanatrehana asa na raharaha. ? Mitovy amin'ny sakana. * t.i.f. : Sahanina, voasahana…tohiny
Sahanina: (sahana) mt. ih. (sahano): Atao, iandraiketana, vonjena miaraka: Sahaniny avokoa ny zavatra rehetra…tohiny
Sahary: a.: Karazan-damba misy soratsorany ny sisiny. tohiny
Sahato: a.: Ozona na ompa mirivirivy. - t.i.f.: Sahatoina, asahato, voasahato / misahato, fisahato, mpisahato…tohiny
Sahatoina: (sahato) mt. ih. (sahatoy): Ozonina. tohiny
Sahatra: a.: Karazandrazan'ody mahery famosaviana. tohiny
Sahatra: a.: Mitovy amin'ny Fampanonona. tohiny
Sahaza: a.: Tahona metaly, matsilotsilo ny lohany, izay manondro ny minitra (sahazabeny) ary ny ora (sahazakeliny)…tohiny
Sahaza: p. t.: Antonina, ampy: Sahaza hividianana ireto zavatra rehetra ireto ve ny vola any aminaoF ? Mifanandrify,…tohiny
Sahazany: (fr. sergent) a.: Anarana nentina nilaza ny miaramila telo voninahitra tamin' ny andro malagasy fahiny.…tohiny
Sahiaka: p. t.: Fisapisaka sady tsy lalina aty, talesaka mipelapelaka: Vil?a sahiaka. tohiny
Sahina: (sahy) mt. ih. (sahio): Ompana, tevatevaina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0224