Litera S
Simaka: a.: Potiny kely avy amin'ny vatabeny: Sima-kazo. 1 p.t.: Nahafahana kely: Simaka ny nifiko. - t.i.f.:…tohiny
Siman: (fr. ciment) na Simenitra (angl. cernent) a.: Karazan-tsokay mafy ohatra ny vato rehefa afangaro amin'…tohiny
Simba: p.t.: Misy nahavoazana ka nanjary ratsy: Simba lahy ny tarehiny noho io ratra io! 1 Levona: Simban'ny…tohiny
Simbana: (simba) mt. ih. (simbao): Ampitondraina fahavoazana, ravana, levonina, roviti,da, ratraina: Nosimban'7koto…tohiny
Simia: (fr.' chimie) a.: Antokon-tsiansa ianarana mandinikauy toetra amam-pomban'ny zavatra, ny asa amam-piovany…tohiny
Sina: p.t.: Tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy manan-kalahatra, very hevitra, gifla: Si-na Rasoa nony nandre…tohiny
Sinambotra: (sambotra) mt, ih. misy tsofoka in: Voasambotra, samborina: Bibimora sinambotr'ankizy.
tohiny
Sinanda: (sanda) rat. ih. misy tsofoka in: Voasanda, nasiana sandany, fanampiny mba hifanentana ny takalo: Nosinandany…tohiny
Sinandoka: (sandoka) mt, ih. misy tsofoka in: Voasandoka, sandohana, lazaina fa an' ny tena ka alaina: Nosinandony…tohiny
Sinaotra: (saotra) mt. ih. misy tsofoka in: Voasaotra, isaorana, isarahana (vady): Vady efa nosinaotrany iny Ramatoa…tohiny
Sinara: (sara) mt. ih. misy tsofoka in: Andoavana sarany, hofany vetivety: Efa nosinaranao ve ilay lakana? tohiny
Sinasaka: (sasaka) mt. ih, misy tsofoka in: Voasasaka, sasahina, zaraina roa mitovy: Nosinasaka tsara ilay omby…tohiny
Sinasatra: (sasatra) mt. ih. misy tsofoka in: Sasatry ny, vizaky ny: Sinasatry ny nandeha aho.
tohiny
Sinaso: (saso) mt. ih, misy tsofoka in: Voasaso, tambatambazana, kolikolena, saroroina, fitahina amin-kafetsena:…tohiny