Litera S
Setaseta: a.: Hetraketraka sy anjonanjona tafahoatra. 1 Asetaseta, tafasetaseta 1 misetaseta, fisetaseta, mpisetaseta…tohiny
Setra: a.: Fanoherana, fitsenana, fanohanana: Mahery setra ity zaza ity. - t.i.f.: Setraina, asetra, voasetra,…tohiny
Setraina: (setra) mt. ih. (setrao): Toherina, tsenaina, tohanana: Nosetrain'ny miaramila ny fnmelezan'ny fahavalo.…tohiny
Setrasetra: a.: Hetraketraka feno avona. ¶ M. h. : Setaseta, sotasota.
tohiny
Setrena: (setry) mt. fh, (setreo): Omena valiny, valiana: Setreo kely izany fitenenana iiany, razoky.
tohiny
Setrohana: na Setrohina (setroka) m,t ih. (setrohy): Donafana setroka: Aza setrohanareo izahay, rankizy, fa vonoy…tohiny
Setroka: a.: Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin'ny zavatra mirehitra ka miseho amin'ny endrika fotsifotsy…tohiny
Setry: a.: Famaliana, valin-teny: Ny holazaiko ho setrin' izany dia izao... - t.i.f.: Setrena, asetry, voasetry,…tohiny
Seva: a.: Anaran-kazo madinika izay nampiasain'ny olona ho toy ny savony hanasandamba ny raviny taloha ary…tohiny
Sevosevo: Sevoka sy Sevotsevoka p. t.: Maimay hanao zavatra, nefa malaky mijanona; maimaika amin'izay atao fa…tohiny
Sevosevoina: Sevohina, Sevotsevohina (sevosevo) mt. ih. (sevosevoy, sevohy, seuotseuohy): Atao amim-pirotorotoana.…tohiny
Seza: (fr. chaise) a.: Fanaka fitoerana misy tongony sy fiankinana: Mipetraha eo ambony seza, tompoko, - F.-p.:…tohiny
Si: (na Ti amin'ny solfa) a,: Ny feo fahafito amin'ireo ambaratongam-peo valo amin'ny gama, izany hoe izy…tohiny
Sia: na Siasia a,: Fahadisoandalana, fiviliana, fibirioka. ~ Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia. ~ Fandehanana…tohiny
Siahina: (siaka) mt. ih. (siaho): Hiraina amin'ny alalan'ny siaka: Siaho kely hoe, ry ise, ilay hira fanaontsika…tohiny
Siaka: ft.: Halozana, faharatsiam-panahy. ~ Tsiron-javatra manaikitra ny lela, toy ny sakay. - t.i.f.: Ankasiahina…tohiny