Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sehaka: a.: Fakana fofon'aina mafy rehefa avy nihazakazaka na nisy asa mafy natao. I t.i.f.: Misehaka, fisehaka,…tohiny
Sehaseha: a.: Hasahisahiana, fiandranandranana mampiseho avona, ajokajoka sy rehareha. - t.i.f.: Asehaseha, tafasehaseha…tohiny
Sehatra: ppk.: Tojo, sendra: Sehatra ny matanjaka noho izy Rakoto ka nanaiky. - t.i.f.: Asehatra, voasehatra,…tohiny
Sehatra: a.: Toerana voafefy voatokana handihizana: Halalaho ny sehatra! 1 Toerampisehoana eo anatrehan'olona…tohiny
Seho: a: Tranga, posaka, fitrangana, fiposahana. i Aseho, voaseho, tafaseho l maneho, faneho, mpaneho 1 anehoana,…tohiny
Sehotra: p. t.: Maika te hanao zavatra, liana: Sehotra er? ny anao hanala fanadinana kanefa tsy niomana firy…tohiny
Sekoly: (angl. school) a.: Trano fianarana: Misy sekoly telo ao an-tanànanay. tohiny
Sela: a.: Fitsinjarana bitika indrindra amin'ny manana ai-na; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory…tohiny
Selahina: (selaka) mt. ih. (selaho): Endahina isan'elakelany, silahina: Selaho io hazo io. tohiny
Selaka: a.: Silaka, lanin-kazandrano, elakelaka miendaka amin'ny zavatra iray. - t.i.f.: Selahina, aselaka,…tohiny
Selarana: (selatra) mt. pdr. (selaro): Ampandalovana zavatra haingana dia haingana toy ny tselatra: Noselaran'…tohiny
Selatra: a.: Fitsoriahan-javatra haingana, toy ny baolina, vorona...; fisehoan-javatra mihelatra vetivety, toy…tohiny
Seliselena: na Seloseloina (selisely) mt. ih (seliseleo, sebseloy): Helingelenina amin' ny fandalovana na fipetrahana…tohiny
Selisely: na Seloselo a.: Faneraserana na fandalondalovana na fipetrahana eo anoloan' olona. - t.i.f.: SeBselena,…tohiny
Selontselona: sy Selintselina a.: Serantserana, fanelingelenana na fisalovandovanana olona tokony hohajaina. - t.i.f.:…tohiny
Selotselotra: a.: Fisalovanana ny raharahan'ny hafa, fisosasosana. - t.i.f.: Miselotselotra, fiselotselotra, mpiselotselotra…tohiny
Sembana: a.: Aretina tampoka tsy nampoizina, tsy nahina: Voan'ny sembana ny zaza 1 p, t.: Azon'aretina tampoka:…tohiny
Sembanina: (sembana) mt. ih. (sembano): Sakanam-tsampona tsy nampoizina, tsy nahina. tohiny
Sembo: a.: Akanjo betsimisaraka vita amin'ny lamba izay zairina atohy amin'ny ambainy roa ka lasa toa lasaka…tohiny
Seminarista: (fr. séminariste) a.: Tanora mlkasa hanao pretra ka miomana amin'ny toerana fanofanana amin'izany. ?…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1084