Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sabora: Mitovy amin'ny Jabora. tohiny
Sabotraka: a.: Ahitra maniry any anaty rano, fanao rary tsihy na harona na satroka. tohiny
Sabotrehina: (sabotrika) mt. ih. (sabotreho): Mbombana tsara, kobonkobonina fatratra, rotsirotsina. tohiny
Sabotrika: ft.: Asa ataon'ny reny mambomba na mandrotsirotsy na manolokolo ny zanany. - t.i.f.: Sabotrehina / manasabotrika,…tohiny
Sabotsy: na Asabotsy (izaymarimarina kokoa) a.: Andro fahenina amin'ny herinandro, manaraka ny zomà ary mialoha…tohiny
Sada: p. t.: Enti-milaza loko roa volo ka ny iray fotsy: Sa-da mainty: fotsy sy mainty; soda mena: fotsy sy…tohiny
Sadaika: na Sadaikatra p. t.: Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana:…tohiny
Sadaka: Sadakadaka p. t.: Jar. Dakadaka. tohiny
Sadakely: a.: Angaka madinika. tohiny
Sadalefitra: (angl. side left) a.: Baiko-miararnila enti-milaza manendro havia. tohiny
Sadaraitra: (angl. side right) a.: Baiko-miaramila enti-milaza manendro havanana. tohiny
Sadia: na Sadika a.: Salaka; lamba nahodidina ny valahana dia natao toy ny salaka. i t.i.f• : Sadikaina, asadika,…tohiny
Sadiadiaka: a.: Lamba natao tamin'ny rofia vaventiventy. tohiny
Sadikaina: (sadika) mt. ih. (sadikao): Hodidinina (lamba) ny valahana. tohiny
Sadoda: na Sadodo (BU) a.: Ombikely botrefona. tohiny
Sady: Sady... No ppt.: Ary koa: Tsara sady mafy ity hazo ity. / Sady tsara no mafy ity hazo ity. • Fanampin'…tohiny
Safaray: a.: Laharan-tsikidy fahadimy ambin'ny foin ka ny heviny dia "lalana". tohiny
Safarina: (safary) mt. ih. (safario): Asiana safary, asana olakola-teny mba hanalavana taris na hanarinariana…tohiny
Safary: a.: Teny misafelipelika handroboana ny sasany; olakola-teny mba hanalavana ta-ria: Aza be safary eo…tohiny
Safatsiroa: p. t.: (isa fa tsy roa): Tsy manam-paharoa, tsy misy toa azy, ka enti-milaza hatsarana na haratsiana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0726