Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Solampina: (solampy) mt, ih, (solampio): Atao mandry soroka manary rano. tohiny
Solampy: p.t.: Iva ila, tsy marin-tampona na mijoro fa mandry ila. - t.i.f.: Solampina, asolampy, voasolampy,…tohiny
Solana: (sola) mt. ih. (solao, na solay): Atao mangadihady tsy misy volo: Solana ny lohan'ny relijiozy lahy…tohiny
Solanga: p. t.: Enti-milaza zavatra — indrindra ny volo na ny tandroka — miakatra mankany ivoho: Vola solanga.…tohiny
Solangaina: (solanga) mt. ih. (solangao): (volo) Akarina eo ambony handrina dia ampandrina atao milavo any aoriana.…tohiny
Solantsolana: a.: Famindra sy fandeha feno anjona sy miandranandrana. - t.i.f.: Tafasolantsolana 1misolantsolana,…tohiny
Solapotsy: a.: Ny mangahazo voavofy. tohiny
Solarana: (solatra) mt. ih. (solary): Voaratra ka nisy ilany kely nikipaka: Nosoiaran'ny sabatra ny sandriny.…tohiny
Solatra: a.: Tany mandry soroka, misolampilampy. • Fikapana na fandidiana zavatra izay misy ilany kely miala.…tohiny
Solatra: a.: Tifitra. - F,-p.: Sola-bava: voadidy. tohiny
Solehina: (solika) mt. ih. (soleho): (masinina, milina) Hosorana menaka: Efa ela angaha ity milina ity no nosolehina.…tohiny
Solelahina: (soielaka) mt. ih. (solelaho): Atao tonga saliaka, be vava. • Ilana handitra ka anaovana fandokadokafana…tohiny
Solelaka: p.t.: Marivo aty, saliaka. ? a.: Fivelarana ary fisokafana. • h. o.: Tambitamby sy kolikoly atao mba…tohiny
Solfa: (angl. solfa) a.: Famakia-mozika amin'ny soratra. tohiny
Solia: na Solie (fr. soulier) a.: Kixaro fanao an-trano ka tsy misarona ny aoriana fa ny ]ohany ihany no feno.…tohiny
Solietnà: (fr, sous-lieutenant) a,: Ambaratongam-pahambonlana na gradin'ny mlaramlla eo anelanelan'ny Aspirà izay…tohiny
Solifahana: (solifaka) mt. ih. (solifaho): Abolisatra mivilana amin'ny tongotra — (toy ny tsihy izany, ohatra).…tohiny
Solifaka: p. t.: Bolisatra vilana. i t.i.f.: Solifahaea, voasolifaka f manasolifaka, fanasolifaka, mpanasolifaka…tohiny
Solifara: (angl. sulphur) a.: Zavatra any anaty tany, vonivony, ary mirehitra, mazàna atao famonoana mikraoby.…tohiny
Solifatra: p.t.: Bolisatra. - t.i.f.: Misolifatra, fisolifatra, mpisolifatra 1 isolifarana, fisolifarana. ¶ M.h.:…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0127