Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Salavalava: (Tsm) p. t.: Lavalava boribory tahaka ny atody. tohiny
Salazana: a.: Andrin-tsambo:Mirona miaraka amin'ny sambo ny salazan-tsambo. ? Soitrafo na havitra fitonoan-kena.…tohiny
Salazanina: (salazana) mt. ih. (salazano): Atsatsika eo ambony afo; hamainina eo ambony salazana. tohiny
Salebolebo: a.: Fisondrotry ny ambavafo ta handoa, loiloy. i t.i.f.: Misalebolebo. ΒΆ M. h.: Salebona. tohiny
Salebona: a.: Mitovy amin'ny salebolebo. - t.i.f. : Misalebona. tohiny
Salehotra: a.: Fahamaikamaikana foana; fahasahisahiana; fiselontselonana amin'ny raharahan'ny sasany. * t.i.f.:…tohiny
Salehotra: Fihasimban'ny Salehotra. tohiny
Salelaka: p.t.: Talesaka, sady marivo aty: Vilia salelaka. * t.i.f.: Misalelaka. tohiny
Salema: a.: Karazan-damba malemilemy volo. tohiny
Salembo: Salembona, na Salemboana a.: Mitovy amin' ny salebona. tohiny
Salesaka: p. t.: Vaky mitresaka eo amin'ny afovoany. - t.i.f. : Misalesaka, fisalesaka. tohiny
Saliadiaka: p. t.: Liandiana, ma-'dry fatratra (mitovy amin' ny liaka). * t.i.f.: Misaliadiaka, fisaliadiaka, mpisaliadiaka.…tohiny
Saliaka: p. t.: Talesaka kely aty, tsy lalina ny atiny. 6 t.i.f. : Misaliaka, fisaliaka. tohiny
Salitika: Jer. Litika. tohiny
Salobona: a.: Fanaronana amin' ny lamba, fisaronana ao anaty lamba, sakobona. * t.i.f.: Salobonina, asalobona,…tohiny
Salobonina: (salobona) mt. ih. (salobony) :Saronana ao anaty lamba: Inona izao saloboninao izao? tohiny
Salohy: a.: Tendrony ambony amin'ny zavamaniry sasantsasany toy ny vary, izay iraiketan'ny voa mirindrarindra…tohiny
Salohy: (Btm) a.: Lefona. - F.-p.: Miala salohy fito: mihataka tora-defona' betsaka alefan'ny olona iray na…tohiny
Salondo: na Salondona ft.: Toetran'ny lanitra feno rahona. * h.o.: Fisaronan-doha amin' ny lamba. * t.i.f.: Misalondona,…tohiny
Salopy: (fr. chaloupe) a.: Lakandrafitra, botry, batrakely. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0637