Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Singam-peo: a.: Ny feo mande-ha tsirairay amin'ny rafitry ny teny araka ny ava-peo. Misy singany telo ao anatin'…tohiny
Singanina: (singana) mt, th. (singano): Enti-milaza ny iray na ny sasany ihany izay alaina amin'ny maso: Ny fotsy…tohiny
Singorana: (singotra) mt. ih. (singory): Samborina amin' ny tady vavarana, amin'ny teny feno fitaka: Singory io…tohiny
Singory: a.: Vona mivaha moramora raha vao voasintona ny laniny. tohiny
Singotra: a.: Fanaovana tady vavarana ho fandrika sy hamatorana. ~ Fatotra manao amparapaingo. 4? Enti-milaza…tohiny
Siniaka: (siaka) mt. ih. misy tsofoka in: Siahina, antsoina amin'ny siaka. tohiny
Sinibe: a.: Siny makadiry atao fitahirizan-drano ao an-trano. - Sinibe manga roa: enti-milaza ny ray sy ny reny,…tohiny
Sinilaka: (silaka) mt. ih. misy tsofoka in: Voasilaka, silahana, ahafahana kely. tohiny
Sinilatra: (silatra) mt ih. misy tsofoka in: Voasilaka, silarina, esorina ny ilany kely: Hazo nosinilatra. tohiny
Sinily: (sily) mt. ih. misy tsofoka in: Voasily, silina, tsitsina, alaina ka kely dia kely no atao indray manao…tohiny
Sinimaka: (simaka) mt. ih. tsofoka in: Voasimaka, simahina, nahafahana kely. tohiny
Sinimba: (simba) mt. ih. misy tsofoka in: Voasimba, simbana, atao izay tsy hahatsara: Nosinimban'ny naman-dratsy…tohiny
Siningana: (singana) mt. ih. misy tsofoka in: Singanina, a-laina amin'ny maro: Nosiningan'ny mpampianatra I-sambilo…tohiny
Siningotra: (singotra) mt. ih. misy tsofoka in: Voasingotra, singorina, fatorana: Nosiningotry ny vauany ihany Rabe.…tohiny
Sinintona: (sintona) mt, ih. misy tsofoka in: Voasintona, sintonina, tarihina: Sininton' ny herin'ny tany ny zavatra…tohiny
Sinisika: (sisika) mt. ih, misy tsofoka in: Voasisika, sisihana, asiana sisika: Nosinisika fonjozoro io ondana…tohiny
Sinisy: (sisy) mt. ih. misy tsofoka in: Voasisy, kikisana: Nosinisin'ny voalavo ilay mofo tao anaty harona.…tohiny
Sinitrana: (sitrana) mt. ih. misy tsofoka in: Sitranina, asiam-panafody mba tsy harary intsony: Nosinitran'ilay…tohiny
Sinivana: (sivana) mt. ih. misy tsofoka in: Voasivana, sivanina, ampandalovina amin'ny sivana na makarakara hanintsanana…tohiny
Sinoa: (fr. chinois) a.: Ny tire-nana tompon-tany any amin'ny tany midadasik'i Si-na: Ny Sinoa no be indrindra…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0766