Litera S
Sasanangy: a.: Ampahatelon' ny ariary taloha, izany hoe lasiray sy kirobo sy lavoamena (1Fr 60). - F.-p.: Sasanangy…tohiny
Sasarina: (sasatra) mt, ih. (sasaro): Atao izay hahasasatra: Aza sasarinao amin'ny hazakazaka ny zanako.
tohiny
Sasasasa: a.: Feon'ny orana avy na ny rano mandeha haingana amin'ny fikorianany. - t.i.f.: Misasasasa, fisasasasa.…tohiny
Sasatra: p. t.: Mahatsiaro ny te-na ho tsy manan-kery, noho ny asa mafy natao: Sasatry ny asa tany Rakoto ka…tohiny
Saso: a.: Safosafo malefaka, teny mamy fanojikojena, fitsapana ny hevitry ny sasany. - t.i.f.: Sasoina, asaso,…tohiny
Sasy: a.: Fanaovana kely mialoha sahady izay atao, ho fanomanana sy fandantolantoana: Aza be sasiny rehefa…tohiny
Sata: a.: Fomba, fanao efa rai-}titra ela, fomban-drazana: Sata samy manana, ka aoka tsy hisy hifanaratsy.…tohiny
Satokoa: (Atm) a.: Fefy famandriham-biby tokana; raha vao tafiditra ao ny biby, dia milatsaka ny hidiny ary dia…tohiny
Satrahana: a.: Fakan-kazo fisaka fanao ampinga na sahafa. • Ireo zavatra fisaka roa boribory izay manosika ny rivotra…tohiny
Satrana: a.: Feon-kira fohifohy atao ho toy ny andrana na sasin-kira raha mitendry lokanga na valiha: Satram-baiiha.…tohiny
Satrana: a.: Karazan-kazo izay fisaka misandrahaka ny raviny, anaovan'ny olona trano itoerana sy rariny ho tsihy…tohiny
Satranina: na Satranana (satrana) mt, ih. (satrano): (zavamaneno) Andramana alohan' ny hanomboka. • Asiana satrana.…tohiny
Satrasatra: a.: Fiainana misefosefo sahala amin'ny voan' ny sohihina; fiainana sempotra sy tery raha miaina, sady…tohiny