Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sakiakia: p. t.: Falifaly, miramirana, sariadriaka. tohiny
Sakivy: na Sakoivy a.: Toetra voalohany ananan'ny voangory raha vao foy izy, alohan'ny hiofoany ho monany: biby…tohiny
Sakoa: a.: Hazo fihinam-boa (Spondias Cythoerea). tohiny
Sakoa: na Sakoizay tp.: Teny fanakorana ny voa, toy ny milaza hoe "tsara izay!": Nianjera ny anao, sakoizay!…tohiny
Sakobona: na Sakoboka a.: Fitondrana zavatra afenina anaty lamba fatratra; fandrakofana ao anaty lamba, fanafenana…tohiny
Sakobonina: (sakobona) mt. ih. (sakobony): Entina, afenina ao anaty lamba: Nosakoboniny ny voankazo uao notazany…tohiny
Sakobonkomana: a.: Karazamboronan-drano izay toa miafina ao anaty elany izy rehefa mihinana trondro kely, sahona, dinta...…tohiny
Sakoda: a.: Kilalao fanaon'ny ankizivavy kely: mitorovoka amin'ny voditongony izy dia mitsambikina mova tsy…tohiny
Sakodiavatra: p. t. : Misalasala tsy mahita izay hatao eo anatrehana toe-javatra manahirana na tonga tampoka. ΒΆ M.h.:…tohiny
Sakodina: a.: Fivoivoizana, fandehanana ats? sy ar?; fivezivezena betsaka. - t.i.f.: Misakodina, fisakodina. tohiny
Sakody: a.: Karazan-tsifo-dranomasina. tohiny
Sakoerana: (sakoitra) p. t.: Fe-no sakoitra, na misy sakoitra. tohiny
Sakohaza: a.: Karazanabibikely. ? h.o.: Mahia dia mahia, mahia kaozatra. tohiny
Sakoitra: a.: Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain'ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa…tohiny
Sakoko: p. t.: Jer. Takoko. tohiny
Sakondry: (Btm) a.: Bibikely marani-doha mipetraka amin'ny vahy sasantsasany, toy ny tsidiny na ny kalamaka. tohiny
Sakondry: a.: Karazana famakiloha. tohiny
Sakonohina: (sakonoka) mt. ih. (sakonohy): Entina afenina ao anaty lamba. tohiny
Sakonoka: a.: Karazana kapaoty. - t.i.f. : S akonohina, asakonoka, voasakonoka / misakonoka, fisakonoka, mpisakonoka…tohiny
Sakoririka: a.: Tandroky ny bibikely. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0539