Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Soroka: a.: Fanalana ny tany na ahitra amin'ny angady, izay asosa hisafosafo ny tany ny vohony: Soroka ahitra.…tohiny
Soroma: a.: Ilazan'ny mpifoka rongony ny ravin-drongony fohiny. tohiny
Sorona: a.: Zavatra na biby atolotry ny mpivavaka ho fanatitra solon'ny tenany a-min' Andriamanitra: Manolotra…tohiny
Sorona: a.: Fikarakarana ny firehetan'ny afo amin'ny fandrosoana ny kitay ao ampatana. - t.i.f.: Soronina, asorona,…tohiny
Sorona: a.: Tsy filazana amin' ny olona izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy na mikasika ny…tohiny
Soronina: (sorona) mt. ih. (sorony): (afo) Karakaraina amin'ny fandrosoana ny kitay ao am-patana: Sorony ny afo,…tohiny
Sorony: a.: Ny antsasak'ilan' ny omby eo aloha. tohiny
Soropiana: (t. tr.) p.t.: Atao teli-moka. tohiny
Sorotà: a.: Laharan-tsikidy fahatelo ambin'ny folo (mpitsara). tohiny
Sorotankazo: a.: Hazomaniry maty ny ilany, izay nampiasaina ho fanalana faditra taloha: Nataoko ho hazomanga hialofana…tohiny
Sory: sy Sorisory a.: Zavatra manelingelina ny saina ka mahatonga ny tena ho madisadisa: Miteraka sorisory…tohiny
Sosa: a.: Zavamaniry mandady fihinam-body, karazan'oviala. tohiny
Sosa: a.: Fikorisana amin-javatra malama; fizorana tsy miato; fandehanana milamina tsy misy misakantsakana…tohiny
Sosaity: (angl. society) a.: Fikambanan'olona vitsivitsy na maromaro fehezina lalàna iray. tohiny
Sosana: (sosa) mt. pdr. (sosay na sosao): Enti-milaza olona izay andefasana (lakana) mikorisa milamina mankeny…tohiny
Sosety: (fr. chouchoute) a.: Zavamaniry mandadina ary fihinana ny voany rehefa andrahoina. tohiny
Sosialisma: (fr. socialisme) a.: Fomba fitantanan-karena mikendry ny tombontsoan'ny vahoaka amin'ny alalan'ny fitovizam-pamokarana…tohiny
Sosoa: a.: Vary andrahoina malemy misy ranony. tohiny
Sosohana: (sosoka) mt. pdr. (sosohy): Ampidirana na sisihana kofehy mba hanamafy azy kokoa: Sosohy ny lambanao…tohiny
Sosoka: a.: Kofehy asisika amin'ny fahan'ny lamba iray efa misy marambato mba hanamafy azy. ? Izay anampy ny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1828