Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Siantsiana: ft.: Fiviliana amin' izay tokony ho izy; fahadisoam-pandeha noho ny haitraitra (jer. Siasia). - t.i.f.:…tohiny
Sidikina: Sidikinina (angl. God soue the king) a,: Hiram-pirenena. tohiny
Sidina: ft.: Fiakarana amin'ny avo, fisondrotana ambony eny amin'ny habakabaka, fiaingaingana ambony. - t.i.f.:…tohiny
Sidindahy: a.: Tovolahy matanjaka be aina. tohiny
Sidinina: (sidina) mt, pdr. (sidino): Torahana: Nosidininy saki ilay alika. tohiny
Sidintsidina: a.: Karazam-borona mainty ny lamosiny, fotsy ny takibany ary ny volombodiny somary dimbana; mahatratra…tohiny
Sidiny: a.: Tanora: Sidin-dahy. tohiny
Sidiona: a.: Karazan-damba. tohiny
Sidiondiona: a.: Asa ataon'ny olona mivoivoy ats? sy ar? mba handositra adidy, handositra asa. - t.i.f.: Asidiondiona,…tohiny
Sidira: (fr. cidre) a.: Zavapisotro atao amin'ny ranon'ny paoma avela hiketriketrika. tohiny
Sifaka: a.: Karazan-gidro fotsy fa mainty loha. tohiny
Sifile: (fr, sifflet) a.: Fitaovana metaly tsofina ka mamoaka feo mafy mikarantsana; kirirloka, tsotsiika. tohiny
Siforina: (sifotra) mt ih. (sifory): Angalarina amim-pahakingana. tohiny
Sifotra: a.: Biby misy akorany boribory ny vatany ary misy tandrony roa lava ny lohany: Misy karazany maro ny…tohiny
Sifotra: a.: Halatralatra madinika atao amim-pahakingana, famitahana tsy mendrika. - t.i.f.: Siforina, voasifotra…tohiny
Sigara: (fr. cigare) a.: Ravimparaky voatorotoro mihorona ao anaty taratasy manify ka atao fifoka: Nahaiany…tohiny
Sihanaka: (Ski) a,: Kamory lalina tsy misy ahitra. tohiny
Sihanaka: a.: Foko kelikely manodidina ny farihin'Alaotra, izany hoe amin'ny tany voafaritry ny renirano Benrarivo…tohiny
Sikajy: a.: Anaram-bola izay lasiroa sy ilavoamena no sandany (0Fr 60): Sikajy telo (1Fr 80), sikajy dimy (3Fr…tohiny
Sikidy: a.: Fahaizana mampahalala ny ho avy na manazava ny antony nisian-javatra iray amin'ny alalan'ny fandaharana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0936