Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Soratana: (soratra) m. t. ih. (soraty): Atao an-tsoratra: Soraty izao hafatro izao. / Soratany isan'andro ny laniny.…tohiny
Soratononina: a.: Fanazarana na fampiasana any an-tsekoly, hianarana ny fanoratana ny teny araka ny fanao na ny fitsipi-panoratana.…tohiny
Soratra: a.: Dihy miara-be fanao taloha raha misy hasoavana malaza. tohiny
Soratra: a.: Marimarika isan-karazany azo vakina: Saro-bakina ny soratr'ity zaza ity. ? Filazana an-tsoratra:…tohiny
Soratra Masina: a.: Tenin'Andriamanitra voasoratra, izany hoe olona ihany no nanoratra azy fa Andriamanitra no nanoro…tohiny
Sorena: (sory) p. t.: Azon'alahelohelo miaraka amin'ny fahadisadisana: Sorena foana izy hatramin'ny nahalasanan'ny…tohiny
Sorera: na Sorery p. t.: Osa sy marezodrezoka, mitavozavoza. - t.i.f. : Misorery / sorerirery. - F.-p.: Mandavo…tohiny
Soretra: Soredretra p. t.: Ketraketraka, kivikivy, malahelo. * t.i.f.: Misoretra, fisoretra. tohiny
Soriba: ( t. tr.) a.: Fantara. tohiny
Sorindrana: a.: Karazan-kazo mitovitovy amin'ny bosoa (liège) ka azo anaovana tsentsin-tavoahangy koa, saingy tsy…tohiny
Sorisorena: p. t.: Madisadisa, sosotsosotra: Sorisorena be ihany aho ka andeha hivoaka kely aloha. ? Malonilony…tohiny
Sorisory: a.: Fahadisadisana avy amin'ny tsy fananan-javatra hatao, na fahasosotsosorana. tohiny
Soritana: (soritra) mt. ih. (sortto): Asiana tsipika mampisaraka: Sorito ny voloko. ? Marihina: Sorito izay anao…tohiny
Soritra: a.: Tsipika natao fetra na fanavahana zavatra. - t.i.f• : Soritana, asoritra, voasoritra, sinoritra…tohiny
Soroboae: (Ski) a.: Karazan' antsantsa maranitra orona. tohiny
Sorodany: a.: Miaramila. tohiny
Sorohina: (soroka) mt, ih. (sorohy): (tany na ahitra) Alana amin'ny angady, izay asosa fotsiny hisafosafo ny tany…tohiny
Sorohitra: a.: Voronkely vasobaso-bolo fahita eny an-tsaha rehetra eny, saingy tsy mianika eny ambony hazo (halavany…tohiny
Soroka: a.: Fitambaran'ny taolana roa — rangomaina sy taolam-panavy — izay mampifandray ny sandry amin'ny tenabe.…tohiny
Soroka: (Btm) a.: Sotro ravina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0206