Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Soavalina: (soavaly) mt, ih. (soavalio): Taingenana, ka asabaka ny tongotra, ny ilany a-tao an-kaviàn'ilay zavatra…tohiny
Soavalivy: soavaly+vy (fr: cheval de fer ou cheval en fer). teny milaza ny "moto" (fr) lehibe toy ny "moto-cross/boldor/semi-cross/routiers/booster…tohiny
Soavaly: (fr. cheval) a.: Biby lehibe tsara bika ampiasaina hatao fitaingina na mpitarika kalesy. - t.i.f• :…tohiny
Soavina: (soa) mt. ih. (soavy): Asiana soa: Tsy ny olona hosoavina akory no tsy misy. tohiny
Soba: (Ski) a.: Soratr'omby tokam-bolo fa fotsy ny lohany sy ny siranandony. tohiny
Sobaba: p.t.: Fano safomorona. ¶ Jer. Feno. tohiny
Sobaba: a.: Anaran-kafa ilazana ny sodina. tohiny
Sobe: (fit.-p.) a. : Rivotra mitsoka tampoka eny ampovoandranomasina na eny ampovoan-drenirano miteraka ranomody…tohiny
Sobika: na Sobiky a.: Harona makadiry: Voankazo iray sobika. - F.-p.: Izay tsy mahay sobiky mahay fatam-bary:…tohiny
Sobilabilahina: (sobilabilaka) mt. ih. (sobilabilaho): Roridroritina. tohiny
Sobilahina: (sobilaka) mt. ih. (sobilaho): Tailanina. tohiny
Sobilaitra: a.: Fisolifaka, fandeha amin'ny zavatra malama ka mikorisa mila hianjera.• h.o.: Hadisoana kely tsy…tohiny
Sobilaka: p. t.: Tsy mahitsy, mivaona, ary tsy mifanandrify; mivilana, mivilavila. - t.i.f.: Sobilahina, asobilaka,…tohiny
Sobilarina: (sobilatra) mt. ih. (sobilaro): Didiana misompirana. tohiny
Sobilatra: p. t.: Voadidy misompirana, mivilana. i Sobilarina, asobilatra, voasobilatra, tafasobilatra, manasobilatra,…tohiny
Sodia: (Atm) a.: Satrobory me-na misy tendrony lavalava miraviravy any an-damosina, hany marika amantarana…tohiny
Sodifafana: a.: Zavamaniry fanao ody rohana (Brepophyllum calycinum). Anisan'ny zavamaniry mateza tsy mety maty…tohiny
Sodihina: (sodika) mt. ih. (sodiho): Alana, saratsarahina: Sodihina ny hoza-dravin'ny rofia. • Alana, esorina:…tohiny
Sodika: a.: Fanesorana ny menaka na ny hero-dronono izay mitsinkafona. • Fanalana ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin'ny…tohiny
Sodina: a.: Karazan-javamaneno tsofina, vita amin'ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0122