Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sambatra: p.t.: Miadana, tsy manan-java-mahory, tretrika: Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara…tohiny
Sambatra: (Ats) a.: Famorana zaza mitambatra amim-pomba lehibe, izay fanao isaky ny fito taona, izany hoe ny zazatahy…tohiny
Sambatra: a.: Fahandro katsaka amin'ny babiny, na mangahazo lena atao tetika lava. tohiny
sambia (betsileo): antsy , mesa (betsileo), meso (sakalava)tohiny
Sambo: a.: Karazana lakana makadiry ohatra ny trano, natao hamakivakiana ny ranomasim-be. Karazan-tsambo: sambo…tohiny
Samboadiana: (samboady) mt. Asaina manao samboady. tohiny
Samboady: a.: Tapa-damba lavalava apetraka amin'ny soroka iray ka asadika any ambany helika mifanohitra amin'ilay…tohiny
Samboara: na Samboaravoara a.: Fihetsehana mahery mitambolimbolina, fitroarana toy ny hita amin'ny rano manonja…tohiny
Sambobelona: a.: Olona azo babo tany an'ady. tohiny
Sambomandry: a.: Ny hazo manaraka ny tafontrano izay amantsihana ny lohatrano. tohiny
Samborina: (sambotra) mt. ih. (sambory): Enjehina: Nosamboriko ilay uorona fa tsy azoko. ? Raisina: Nosamborin'ny…tohiny
Samboritra: ft.: Enti-milaza fisikinana amin'ny lamba; na fisikinana amin'ny lamba efa rovitra na tonta ka zara…tohiny
Sambosy: a.: Karazan-tsakitsaky izay toy izao no famboatra azy: alaina ny hena voatoto masaka, afangaro amin'…tohiny
Sambotra: a.: Fanenjehana sy fakana olona na biby mande-ha mafy. ? Fandraisana, fitazonana ny olon-dratsy nahavita…tohiny
Samby: (Ski) a.: Anaram-borondranomasina misitrika rehefa misambotra hazandrano. tohiny
Samby: Jar. Samy. tohiny
Samby: (fit.-p.) p.ml.: Samy. Sambitsara (fit.-p.) a.: Veloma. tohiny
Samihafa: p. t. : Isan-karazany: Voaravaka voninkazo samihafa ny Lapan'ny tanĂ na fa fety ny andro (tsy tokony…tohiny
Samily: (angl. assembly) a.: Fiantsoana ny miaramila mba hiangona amin'ny toerana iray, amin'ny alalan'ny bingona…tohiny
Samisamy: a.: Anaram-bakana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0133