Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sai-dany: Jar. Saika. tohiny
Saihina: (saika) mt. ih. (saiho): Alaina amin'ny zinga na siny izay asoka ao anaty rano: Tsy rano notouozina…tohiny
Saika: a.: Fakana rano amin' ny zinga na siny izay tonga dia asoka ao anaty rano ka atao izay hahafeno azy…tohiny
Saika: na Saiky p. mt.: Kely foana no tsy...: Saika nianjera izy. ¶ M.h.: Kasa. • Manam-pikasana: Saika handeha…tohiny
Saikatra: a.: Enti-milaza ny omby vositra. • h.i.: Sarindahy. • p.t.: Vary hevitra, toa misalasala: Saikatra izy,…tohiny
Saikatsaikatra: p. t.: Sanganehana menamenatra: Saikatsaikatra be ihany aho nasain'iny olona iny hisakafo any aminy…tohiny
Saikena: (saiky) mt. ih. (sui-Iseo): Soloana hafa,asiana saikiny: Aoka tsy hosaikenao ny zanakao fa avala izy…tohiny
Saikinany: p. mt.: Soa ihany fa: Saikinany nitondra e10 isika fa raha tsy izany kotsa taty am-pitsangantsanganana…tohiny
Saikiny: (angl. second) a.: A-min'ny hira misy feo maro, ilay feo antsoina hoe faharoa, fizarana na paritra mazàna…tohiny
Saikiró: na Saikoró (angl. screw) a.: Fantsika an-kodina misy rindrany; rindra. tohiny
Saiky: na Saikiny a: Zavatra na olona ampiasaina ho solon'ny hafa izay toa tiana hotsitsina, na hotsimbinina…tohiny
Saiky: Mitovy amin'ny Siky. tohiny
Saily: (Ski) a.: Laharan-tsikidy fahefatra ambin'ny folo, milaza ny reny na ny be sy ny maso. tohiny
Saina: a.: Fitaovan'ny fanahy ahafahany mahazo, mahalala: Tsy manan-tsaina ny biby ka tsy mahazo izay lazaina…tohiny
Saina: (fr. enseigne) a.: Tapadamba misy tahony na hazony, izay natao fanevan'ny tafika tany am-boalohany,…tohiny
Saingisaingena: (saingisaingy) mt. ih.: Atao; alaina amintahotra, amim-pihambahambana. tohiny
Saingisaingy: na Somaingisaingy p. mt.: Sanganehana, mi-ro ahana, matahotahotra. • t.i.f.: Saingisaingena / manaingisaingy.…tohiny
Saingona: a.: Karazan'ahitra fanao kitay. tohiny
Saingona: p. t.: Matavy, mahazo nofo sy mandina. ? h. i.: Enti-milaza olona manomboka hanan-karena. tohiny
Saingy: ft.: Voninahitra, rehareha; fanajana tena, fiheverana ny fahambonian'ny tena. i t.i.f.: Misaingy, fisaingy,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0826