Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sovilaka: p. t.: Tsy mahitsy fa misompirana. (Jer. Sabilaka, sobilaka, savilaka) tohiny
Sovohina: (souoka) mt. ih. (souohy): Tampohina: Sovohin' ny fahafatesana Raolombelona. ? Akekezina an-tsokosoko,…tohiny
Sovòka: a. (t.t.m.): Vehivavy janga, ratsy fitondran-tena. tohiny
Sovoka: a.: Aretin'ny vehivavy mifana, azo avy amin'ny hatsiaka. tohiny
Sovoka: a.: Fanatonan'ny fahavalo amim-pahanginana sy tsy ampoizina mba hamely tampoka; fanakekezana antsokosoko…tohiny
Soy: a.: Anaram-boronkely mahafinaritra misy karazany efatra: soikely, ny kely indrindra aminy; ny soimanga,…tohiny
Spaoro: (fr. sport) a.: Anarana iantsoana ireo fanatanjahan-tena isan-karazany orne-na endrika lalao, lalao…tohiny
Spiroketa: (fr. spiroquette) a.: Mikraoby miditra amin'ny antokon'ny bakteria, mana-na endrika miolakolaka amin'ny…tohiny
Sponjy: (angl. sponge) a.; Tranom-bibin-dranomasina, izay malemy ary mora vonton-drano ka ampiasaina ho famaohana…tohiny
Sy: ppt.: Entina mampitohy teny roa (anarana, mpamaritoetra, matoanteny): Ny sa-ka sy ny alika, / Tsara…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0548