Litera S

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Savorovoro: a.: Saritadritaka, safotofoto, toetran'ny zavatra mikorontana sy tsy hita laniny. - t.i.f.: Savorovoroina,…tohiny
Savorovoroina: (sauorouoro) mt. ih. (sauorouoroy): Safotofotoina, korontanina. tohiny
Savovoka: a.: Fifololoran'ny vovoka, fanidinan'ny vovoka misafotofoto betsaka. 1 Antontany. - t.i.f.: Asavovoka,…tohiny
Savovona: a.: Antontan-javatra miavosa. - t.i.f.: Asavovona, voasavovona, tafasavovona / manavovona, na manasavovona,…tohiny
Saza: a.: Ahiahy, fiahiahiana. - F.-p.: Miala saza: manandrana kely amin'ny hanina aroso eo imason'ilay olona…tohiny
Sazina: p.t.: Sahaza, antoniny, mifanentana: Sazina anao tsara io raharaha io ka mahareta eo. tohiny
Sazina: (sazy) mt. ih. (sazio): Omena famaizana: Nosazin' ny mpampianatra ny mpianatra rehetra tsy nanao ny…tohiny
Sazohina: (sazoka) rnt, (sazohy): Alaina tsy an-drariny: Nosazohin'ilay kary ny bokiko. tohiny
Sazoka: a.: Fihamboana ho tompon-javatra, fanarahana zavatra tsy an'ny tena, sandoka. - t.i.f.: Sazohina, asazoka,…tohiny
Sazy: p.t.: Sahaza, tandrify, tiana: Sazinao ue ity satroka ity houidiko ho anao? tohiny
Sazy: a.: Fampangirifiriana ny vatana, atao amin'ny olona iray nanao hadisoana mba hamaizana azy; famaizana;…tohiny
Sebisebena: (sebiseby) mt. ih. (sebisebeo): Ajanona amin' ny fivezivezena. tohiny
Sebiseby: a.: Selontselona, fivezivezena amim-pirotorotoana. - t.i.f.: Sebisebena, asebiseby, voasebiseby, sinebiseby,…tohiny
Sedika: p.t.: Maimay, mihoalahoala tsy hahandry, maniry fatratra, mitady fatratra. ΒΆ M.h.: Jer. Sehotra. tohiny
Sedra: a.: Andrana, fitsapana zavatra mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara na maha-sarobidy…tohiny
Sedraina: (sedra) mt ih. (sedrao): Andramana: Efa nosedrainao ve io fiara kasainao hovidina io? 1 Tsapaina mba…tohiny
Sedy: sedisedy p. t.: Maika, may, - t.i.f.: Asedisedy, tafasedisedy J misedisedy, fisedisedy, mpisedisedy…tohiny
Sefahana: (sefaka) mt.pdr. (sefaho): Tsofohana, sesehana: Sefahana hena ny mofo dipaina dia tonga sakafo tsara…tohiny
Sefaka: a,: Elanelana, triatra: Misy ahitra maniry eny antsefa-bato. - t.i.f.: Sefahana, asefaka, voasefaka,…tohiny
Sefosefo: a.: Fiainana manano sarotra fa toy ny tampina ny lalan-drivotra; fahasemporana noho ny tena misanehaka.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0753