Litera R

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Rampy: a.: Jar. Ramby. tohiny
Ramy: a.: Hazo lehibe fahita amin'ny faritra atsinanana sy andrefan'ny Nosy, fanaovana lakana — noho izy mety…tohiny
Ramy: a.: Ditin-kazo fanembohana sady fampiasa koa hanosorana ny fandidian-dokanga; ilazana koa ny hazo mahitsY.…tohiny
Rana: a.: Omby vahiny tsy misy trafo. tohiny
Ranabavy: a.: Anarana anajan' ny lehilahy ny vehivavy iray tam-po aminy: Aoka re, ranabavy, aza misahirana mahandro…tohiny
Ranadahy: a.: Anarana anajan' ny vehivavy ny lehilahy iray tain-po aminy: Miandry andranadahy eto aho fa ho avy…tohiny
Ranakandriana: a.: Zavatra tsy hita vatana, ninoan'ny Ntaolo ho "mpamoaka ny fitahian' Andriamanitra, aloalon'ny tany…tohiny
Ranandria: (Ski) a.: Teny fanajana iantsoana ny olona izay itenenana, toy ny "Andriamatoa, Ramatoa: Mba omeo rano…tohiny
Ranaotra: a.: Anarana ilazana na iantsoana ny zaodahy na ny zaobavin'ny tena, izany hoe ny iray tam-po amin'ny…tohiny
Ranatra: (Ski) a.: Lefona roa samy kelikely, fitondramandeha. tohiny
Randramadinika: a.: Fombandrandram-bolo atao toy izao: atao madinika ny fizarana ny son-bolo vao arandrana, ary ny sori-bolo…tohiny
Randrana: a.: Fanamboarana-4' ny volo lava ho misy ampehezany telo avy, izay ampidipidirina ho toy ny kofehy,…tohiny
Randrana tsotra: (Btl) a.: Randram-bolo betsileo mitokantokana ary avona ao an-katoka. tohiny
Randranampanga: a.: Karazandrandrana mifanahatahaka amin'ny ravin'ampanga ny fisehony rehefa vita. tohiny
Randranina: (randrana) mt. ih. (randran): (volo na tady) A-tao misy ampehezany telo na maro izay ampidipidirina…tohiny
Randranketsa: (Btl) a.: Randram-bolo betsileo miendrika ketsa maniry izay madinika dia madinika sady matetika dia…tohiny
Randrantsintongatonga: a.: Karazan-drandrana mandeha ambaratonga sahala amin'ny tohatohatra. tohiny
Randravonkalana: a.: Karazandrandrana vita vona tahaka ny halana. tohiny
Randriana: a.: Teny manaja fanao amin'ny lehilahy, toy ny hoe Andriamatoa, na Randriamatoa. tohiny
Randriatra: a.: Anaran-kazo (Philippia) tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097