Litera R
Rameva: a.: Karazam-biby mandinika avy any Aria misy trafony anankiroa. (Ny rameva dia ataon'ny olona fitaingina,…tohiny
Ramiary: a.: Anaran-javamaniry misy voniny fotsifotsy lehibe, fahita matetika eny amin'ny tany mando. (Datura…tohiny
Ramiavona: a.: Hazo eny amin' ny vatan'ny namany no aniriany (fiteny koa ny hoe hazomiavona).
tohiny
Ramifaritra: a.: Zavamaniry misy raviny mena misisina fotsy.
tohiny
Ramijaingy: a.: Karazam-balala.
tohiny
Ramilaheloka: a.: Anaran-kafa iantsoana ny fandrefiala.
tohiny
Ramilamina: a.: Anaran-javamaniry fahita mitsinkafona eny ambony rano, fanao fanafody.
tohiny
Ramirebaka: a.: Anaram-bosotra omena ny anantsonga no-ho izy mahabe rivotra.
tohiny
Ramiretaka: a.: Aretina mpahazo ny kisoa, izay mahatonga azy halemy, hiretaka tsy mahajoro ary dia mahafaty azy.…tohiny
Ramirondra: a.: Anaran-javamaniry eny amin'ny vatan' ny namany no aniriany. (Phipsalis cassytha)
tohiny
Ramitambina: a.: Anaran-javamaniry hita maniry eny ambonin'ny angavodiana. (Loranthus)
tohiny
Ramofaritra: a.: Karazan'ahitra. (Limnophila terenioides)
tohiny
Ramole: (fr. mulet) a,: Biby sahala amin'ny soavaly, avy amin'ny fampiarahana ny ampondra lahy sy ny soavaly…tohiny
Ramondramona: a.: Fitsako mingonongonona mierona toy ny alika na ny saka. - t.i.f.: Ramondramor2lna, aramondramona,…tohiny
Ramondramonina: Aramondramona (ramondramona) mt. ih. (ramondramony, aramondramony): Tsakoina eo am-pingonongononana.…tohiny