Litera R
Raiboboka: a: Poizina avy amin'ny zavamaniry ataon'ny Sakalava amin'ny tendron' ny lefona ka izay voan'ny lefona…tohiny
Raika: a.: Rona. - t.i.f.: Araika, voaraika, tafaxaika 1 mandraika, fandraika, mpandraika / andraihana, fandraihana…tohiny
Raikabaoty: (angl. right about) a,: Baiko-miaramila izay andidiana ny miaramila hampitambotsotra ny tongotra havanana…tohiny
Raiketa: na Raiketra a.: Karazan-tsilo fanaon'ny olona fefin-tokontany sy vala; noho ny raviny matevina sy be…tohiny
Raiketana: (raikitra) mt. pdr. (raiketo): Ametahana: Tsy azo raiketana taratasy ity rindrina ity fa malamalama.…tohiny
Raikipohy: a: Fanafohezana amin'ny teny fohy na hentitra ny andinindinin'ny fikajiana halavana... oh. ny halavan'ny…tohiny
Raikiraiky: a.: Fiherikerehana sy fitahontahonana; fahadaladalana sy fivarimbarianana amin'izay rehetra hita. -…tohiny
Raikitelo: a.: Lalan-kevitra entina mikajy halavana, isa, vidin-javatra, miainga avy amin-javatra roa efa fantatra.…tohiny
Raikitra: p.t.: Mipetaka: Efa raikitra amin'ny rindrina ny temitra ka sarotra alana. • Vita, tapakarehefa nodinihina…tohiny
Raikona: a.: Fofon-javatra may. ? F.-p.: Maimbo raikona: enti-milaza toerana andrenesana fofon-javatra may. tohiny
Railovy: a.: Karazam-boron-kely sady tsara feo no tsara tarehy fa misy sangany misandrahaka ohatra ny fikopaka…tohiny
Rainazy: p.t.: Enti-milaza olona morainy, manaraka ambokony izay lazaina azy, ka izay asaina ataony, ataony,…tohiny
Raindahiny: p.t.: Enti-milaza olona kalazalahy amin'ny zavatra iray. ¶ M.h.: Maintimolaly, ela nihetezana, za-draharaha,…tohiny
Raingena: (raingy) mt. ih, (raingeo): Ahodina mba hiteraka afo. • Terena hanome zavatra. ? Loahana.
tohiny
Raingetina: (raingitra) mt. ih. (raingeto): Entina, rongotina.
tohiny
Raingiraingy: a.: Fivembena, fivezimbezena.
tohiny