Litera R
Rova: a.: Tsatokazo vaventy marani-doha namefy ny lapan'Andriana taloha. ? Lapa na fonenan'ny mpanjaka: Niditra…tohiny
Rovirovina: (rovy) mt. ih. (rovirouio): Roridroritina, potipotehina.
tohiny
Rovitina: (rovitra) mt. ih. (rouito): Atao rovitra, triarina, tatahana, rotehina: Norouitin'i Naivo ny kahieny.…tohiny
Rovitra: (rouita) a.: Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina, ? p.t.: Nisy sombin'ny tenany triatra…tohiny
Roy: Kianteny entina manolo ny anaran'olona tsy tiana hotononina, ary matetika mifamaly amin'ny hoe "lahy".…tohiny
Roy: a.: Karazan-kazo kely madinidinika misy tsilotsilony ary fihinam-boa: Ny uoan' ny roy no atao hoe uoaroy.…tohiny
Rozaka: ft.: Toetran'ny zavatra lava miramborambo ka mikiraviravy. ? Fotoana lava loatra amin'ny fanaovan-draharaha.…tohiny
Rozana: ft.: Fitavozavozana eo amin'ny adihevitra, tsy fifanarahana. - t.i.f.: Mandrozana, fandrozana, mpandrozana…tohiny
Rozaroza: a: Toetran'ny zavatra lava sy miramborambo, mikiraviravy (mitovy hevitra sy fitanisana amin'ny Rozaka).…tohiny
Rozatina: (rozatra) mt. ih. (rozaty): Roridroritina, sintontsintonina: Mafy ny mahazo an'itsy uehivauy itsy fa…tohiny
Rozatra: ft.: Roridroritra lava tsy misy fitsaharana (toy ny zazakely mandroridroritra ny nonon-dreniny); fanararaotana…tohiny