Litera R
Rosoana: (roso) mt. pdr. (rosoy): Enti-milaza olona omena zavatra hohanina ka atao eo anoloany izany zavatra…tohiny
Rotaka: a.: Fanehoana ts? fa- ROI hafaliana ataon' olona maro, izay mamakivaky arabe ka manimba izay rehetra…tohiny
Rotaka: sy Rotarota a.: Ilazana ny kibo be, toy ny kibon'ny bevohoka na ny an'ny olona matavy. * t.i.f.: Mirotaka.…tohiny
Rotana: mt. ih.: (Mitovy amin' ny Orotana, jer. Orotra): Ro-sana, tangosana befahatanY sy ataotao fotsiny (ravin-javam…tohiny
Rotika: mt. ih. sy p.t.: Rovidrovitra be ihany, kotika, potika. * f.: Rotehina, voarotika / mandrotika, fandrotika,…tohiny
Rotoroto: a.: Fanaovana (zavatra) haingana; fahamaikana sy fandeha mihazakazaka, hadodonana izaitsizy. - t.i.f.:…tohiny
Rotorotoina: (rotoroto) mt. ih. (rotorotoy): Atao haingana dia haingana: Aza rotorotoina ny asa fa mahatonga azy…tohiny
Rototra: p.t.: Mafana fo vonona hanao zavatra, mazoto, marisika: Rototra amin'ny fianaran'ny zanany kokoa Rasoa…tohiny
Rotra: a.: Hazo lehibe fahita saika hatraiza hatraiza, fa indrindra manaraka ny moron'ny renirano; maro ny…tohiny
Rotsahana: (rotsaka) mt. pdr. (rotsahy): Ampidinana na rarahana zavatra (rano na voa madinika...): Norotsahany…tohiny
Rotsaka: a.: Fampidirana na fandrarahana rano na voa madinika na vovo-javatra ho eo amin'ny toerana ambany tiana…tohiny
Rotsina: Rotsirotsina (rotsy) mt. ih. (rotsio, rotsirotsio): (hoditra) Atao mibontsimbontsina, marokoroko.
tohiny
Rotsirotsina: (rotsirotsy) mt. ih. (rotsirotsio): (zaza) Asavilivily eo amin'ny sandry mba hampangina na hampatory…tohiny
Rotsirotsy: a.: Fanindrahindrana na fanasaviliviliana ny zaza eo ambony sandry mba hampatory na hampangina na hahafinaritra…tohiny