Litera R
Rora: a.: Tsiranorano miforona ao anaty vava, manampy amin'ny fitelemana ny hanina ary manova ny toetoetrany…tohiny
Roraka: p. t.: Tsy mifintina tsara fa mihamiletsy sy mitambotsotra. ? Kivy tsy afa-mioitra. - t.i.f.: Aroraka,…tohiny
Rorampiso: a.: Orana manify dia manify fahita matetika eny amin'ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika.…tohiny
Rorana: (rora) mt. ih. (rorao): Tsipazana rora: Nororan'ilay mpanao fanafody ny fery dia toa maina. ? Atao tsinonts}-nona,…tohiny
Roranga: (Btm) a.: Tanety rakotra bozaka. RORANGA dia antsoina hoe CLAIRIERE . Toerana mangadihady amin'ny toerana…tohiny
Roria: ft.: Fijerena mitsipendrampendrana be ihany ka toa manjary roa daholo izay zavatra jerena. * t.i.f.…tohiny
Rorika: ft.: Ketraka, borerarera, gorera. - t.i.f. : Arorika, voarorika, tafarorika / mirorika, firorika, mpirorika…tohiny
Rorirory: ft.: Toetran'izay rehetra manify sy malemy, toy ny lamba izany, ohatra. - t.i.f.: Mirorirory, firorirory.…tohiny
Roritina: (roritra) mt. ih. (rorito): Sintonina, tarihina, sarihana: Aza roritinao mafy toy izao ny sandriko.…tohiny
Roritra: a.: Fisintonana zavatra mafy; fanaovana izay hahahenjana zavatra iray tsy hi-garera; fit arihan a zavatra…tohiny
Roroa: p. t.: Roa, ka entina milaza indrindra vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy mivady na mahazo mivady:…tohiny
Roroha: a.: Karazana kitapo anangonan'ny biby mandinika sasantsasanY, toy ny omby, ny ahitra raotiny eny antsaha,…tohiny
Roroka: ft.: Fitomboana haingana, fahalehibeazana vetivety. • fi, f.: Maroroka 1 maharoroka 1 marorodroroka…tohiny
Rorona: a.: Fietrena, fidinana amin'ny fahambaniana, fitambotsorana mahamenatra sy mahafa-baraka. 6 f.: Arorona,…tohiny
Rosarosa: a,: Anisan'ny randrana fihaingoana fatratra nahameva ny tovovavy fahizay: randramadinika milahadahatra…tohiny