Litera R
Ribika: a.: Fitana rano, fitsobohana rano der. Roboka). i t.i.f: Miribika. - F.-p.: Ribik'ondry: fitana miara-be…tohiny
Ridana: mt.: Lasa, mandositra haingana sy mafy, ka miarabe amin'izany: Iray no uoa tamin'ireo uorona, nefa dia…tohiny
Ridiridina: (ridiridy) rait. ih. (ridiridio): Henjanina.
tohiny
Ridiridy: a.: Fihenjanana, fihinjirana tsy miketraka. ? Fijoroana. - t.i.f.: Aridiridy, ridiridina, voaridiridy,…tohiny
Ridra: a.: Takela-by mihetsiketsika ka mamoaka feo marnpaneno ny zavamaneno sasany, toy ny klarinety.
tohiny
Ridralava: p.t.: Miverimberina tsy misy fiovany, fa toy ny teo ihany: Mahasosotra izany hira ridralava izany fa…tohiny
Rifatra: mt.: Vaky mandositra miara-be, miezaka lasa: Vao nahita ny mpampianatra azy ireo ny ankizy, dia rifatra.…tohiny
Rigby: (fr. rugby) a.: Lalao fanatanjahan-tena karazana foty, saingy azo lalaovina amin' ny tanana sy ny tongotra…tohiny
Rihana: a.: Ny ambaratonga ambonyrehetra amin'ny trano: Any amin'ny rihana faharoa izahay no mipetraka. ? Ny…tohiny
Rihitra: a.: Tany leman-drano ametahana biriky sy ikambanany mafy tsara: Ny mpanao rihitra no manampy ny mpandrafi-biriky.…tohiny
Rijarija: a.: Haavo na tsanganana maradona tsars, rajaraja. i t.i.f.: Mirijarija, firijarija.
tohiny
Rika: sy Rikany a.: Hazo boribory atao ao ambanin'ny rambaramba rehefa mitaribato: Mikodia ny rikany, dia…tohiny