Litera R
Rezarezaina: (rezareza) mt. ih. (rezarezao): Enti-milaza ny valiha kitikitihina amin'ny fomba toa valabalaka.
tohiny
Rezatra: a.: Fofona mivoaka avy ao am-bava, avy amin'ny sakafo nohanina tsy levona. ? Fantsika lehibe. - t.i.f.:…tohiny
Ria: sy Riaria a.: Fandehanan' ny rano izay mafy firiotra; fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano; fandehandehanana…tohiny
Riadriatina: (riadriatra) mt, ih. (riadriato): Atao amin-katezerana arahim-pihetsika mitrevatreva; apoapoaka mafy.…tohiny
Riadriatra: a.: Hatezerana arahim-pihetsika mitefotefoka na mitrevatreva, tsy misy fitsitsiana na dia kely aza;…tohiny
Riadriatra: a.: Fomba filalao amin'ny fanorona, mifanohitra amin'ny vela.
tohiny
Riadriatra: a.: Anaran-kazo.
tohiny
Riaka: a: Rano avy amin'ny ranonorana mikoriana amin' ny tatatra: Nentin'ny riaka ny satrony ka tsy tratra…tohiny
Rianana: (riana) mt. ih. (riano): Asiana mafy: Norianany ny tehamaina ilay zaza niteny ratsy. • Katrohina: Riano…tohiny
Rianaratra: a.: Onjan'aratra mitsoriaka amin'ny tari-barahina.
tohiny
Riandriana: a.: Vy bontolo, fisapisaka ny tampony, ametrahana ny zavatra hotefena izay kapohina amin'ny maritoa…tohiny
Riariavina: (riaria) mt. ih. (riariauo): Hetsiketsehina ao anaty rano.
tohiny
Riatina: (riatra) mt. ih. (riato): Ampandosirina, aparitaka: Riato ireo zaza ireo fa mahasosotra. • Rovitina…tohiny
Riatra: mt.: Lasa, lasa nandositra, niparitaka: Vao nipoaka ny basy, dia riatra ny uorona teo ambony hazo. •…tohiny