Litera R
Renibe: a.: Reny niteraka ny ray na reny niteraka ny te-na: "Baba" no fiantsoan'ny ankizy (zafikely) azy.
tohiny
Renifeo: a.: Anarana omena ny renisoratra eo amin'ny fanononana. Misy karazany efatra lehibe ny renifeo: ny renifeo…tohiny
Renihatina: a.: Biby mahatonga ny hatina, izay bibikely rats? endrika volovoloina, karazana hala mibikan-tsokatra,…tohiny
Renimanditra: na Manditra na Mandotra a.: Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany…tohiny
Renin-janaka: a.: Enti-milaza vady nisarahana nefa niterabana.
tohiny
Renin-jaza: a.: Anarana 1) niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana; 2) ilazana ny renin-drazazavavy…tohiny
Reniny: a.: Teny fiantsoan' ny lehilahy ny vadiny ao an-trano rehefa miresaka: Aoka re, reniny, fa mahatsikaiky…tohiny
Renirano: a.: Rano mandeha lehibe avy amin'ny fitambaran'ny sakelidrano marc>, ka mivarina any an'ony: Ikopa sy…tohiny
Renireny: a.: Fandehandehanana etsy sy eroa tsy misy antony; fivezivezem-poana. - t.i.f.: Arenireny, tafarenireny…tohiny
Renivintana: a.: Anarana orne-na ireo vintana efatra lehibe sady mahery, dia ny Alahamady, Asorotany, Adimizana ary…tohiny
Renivitsika: a.: Karazam-bibilava mipetraka amin'ny lava-bitsika ary voalaza fa fahanan'ny vitsika ka rehefa matavy…tohiny
Renivitsika: a.: Jer, Renimanditra.
tohiny
Renivola: a.: Vola apetraka amin'ny banky mba hiteraka zanabola; petra-bola. 1 Vola ampiasaina hahazoana tombony.…tohiny
Renivorona: a.: Anarana entimilaza vorona vavy alain-taranaka.
tohiny
Renjvohitra: a.: TanĂ n-dehibe misy foiben'ny fitondrampanjakana amin'ny tany iray: Antananarivo no renivohitr' i…tohiny