Litera R
Raona: na Raondraona a.: Feon-javamaneno maro miaraka mahafinaritra, redona. 1 t.i.f.: Miraondraona, firaondraona.…tohiny
Raondraona: a. : Jer. Raona.
tohiny
Raondriana: a.: Teny fanajana taloha raha miresaka amin' olona, mitovy amin'ny ankehitriny hoe "tompokolahy".
tohiny
Raotina: (raotra) mt. ih. (raoty): Hanin'ny biby (ahitra, vilona): Noraotin'ny ombinareo ny katsako ka tsy manaiky…tohiny
Raotra: a.: Fanongôtana na fakana an-keriny; fihinanan'ny biby (ahitra); fibangoana na fihogoanany volo. - t.i.f.:…tohiny
Raozy: (fr. rose) a.: Karazamboninkazo mahafinaritra mihorona boribory ny felany axy misy fotsy, mena, mavokely,…tohiny
Rapaka: a.: Vatan-dravinala novakina sy novelarina mba hanaovana rindrin-trano sy ngorodona amin'ny trano falafa.…tohiny
Rapaka: a.: Fihinanana zavatra izay tonga dia any am-bava. ? h.o.: Fakana na fihinanana zavatra tsy mifidy fa…tohiny
Raparapa: a.: Famindrana fandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandeha mizotra fotsiny amim-pahamaikana…tohiny
Rarahana: Rarafana (raraka) mt. pdr. (raraho, rarafo): A-siana zavatra milatsaka mikorotsaka eo amboniny: Rarahana…tohiny
Raraka: a.: Teny ilazana rano na voan-javatra mianjera ka miparitaka, na fofona vaky ka miely, very: Raraka…tohiny
Rarana: (rara) mt. ih. (rarao): Sakanana, tsy avala: Rarana ny miditra ato. / Rarana tsy handeha eto ny mpianatra.…tohiny
Rarangy: a.: Hazakazaka fanaon'ny mpilanja filanjana. ? h. i.: Hazakazaka mafy: 1-reo onja vauenty, toa reuo…tohiny