Litera R
Ranombavaka: a.: (taloha) Ra-no fanafanana natao tao am-bava dia namafazana ny olona marary na ny olona handeha lavitra…tohiny
Ranomena: a.: Fanafody alaina avy amin'ny taola-maina tenehina, ka ampiasaina ho ody aretin-kibo na aretin' andoha.…tohiny
Ranomody: a.: Ranomitambolimbolina amin'ny renirano ka mety hahafaty ny olona milomano voasangodina ao anatiny.…tohiny
Ranon-dolana: (rano, lolana) a.: Ranon'ozan-dovia, rano avy amin'ny nanasana lovia, vilany.
tohiny
Ranona: a.: Teny ifampiantsoan'ny samy vehivavy rehefa miresaka, na ilazany olona tsy tiana hotononina ny anarany…tohiny
Ranonafero: a.: Rano miforona ao amin'ny aty, izay misy asany amin'ny sakafo hanina.
tohiny
Ranondoha: a.: Rano avy amin'ny vehivavy, izay latsaka alohan'ny zaza ateraka, ka matetika fambara fa efa akaiky…tohiny
Ranonerika: a.: Orana manify mifafifafy kely madinika.
tohiny
Ranonorana: na Orana a.: Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika…tohiny
Ranoray: na Ranoiray p.t.: Enti-milaza loko maro mitambatra ka manjary tokana lehibe, bambaray: Irony loko samy…tohiny
Ranotrambo: a.: Enti-milaza rano tondraka be vetivety noho ny orana avy tampotampoka ary mihena vetivety ihany koa.…tohiny
Ranotsilany: a.: Fomban-domano mitsotra mandry (mitsilany) eo ambony rano ary dia misosa amin' izay.
tohiny
Ranovelona: a.: Metaly ranony ka mihanankanana toy ny menaka ary fampiasa indrindra hanaovana fitaovana fitsapana…tohiny
Ranovisy: (eau de Vichy) a.: Rano miboiboika avy any anaty tany manasitrana aretina sasantsasany toy ny aretin'aty:…tohiny
Ranovoahasina: a.: (teny fanrpiasa amin'ny fivavahana katolika) Rano nohamasinin' ny Pretra ka anaovana famantaran'ny…tohiny