Litera R
Ranohandrina: a.: Hazo fanao fanafody.
tohiny
Ranoina: (rano) mt. ih. (ranoy): Atao tonga rano, levonina anaty rano: Betsaka ny fanafody no ranoina uao hanina.…tohiny
Ranoka: a.: Anarana omena ny tsiranorano amboarin'ny fihary mba hanova toetra ny hanina alohan'ny hidirany amin'ny…tohiny
Ranoka: sy Ranodranoka ft.: Zavatra mitera-drano na mando lava; enti-milaza toetr'aretfna mahalanaka izaitsizy…tohiny
Ranolalina: a.: Voahangy mainty kely fanao fehivozona.
tohiny
Ranomafana: a.: Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman'ny olona mararin'ny…tohiny
Ranomahery: a.: Asidra mahery ampiasain'ny mpanefy haninginana.
tohiny
Ranomainty: a.: Rano fanoratana amin'ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty,…tohiny
Ranomalahelo: a.: Rano noharoana tany nalaina tamin'ny fasan'andriana ka nanaovana fianianana tokim-panompoana raha…tohiny
Ranomamy: a.: Rano avy amin' ny loharano (ampiasaina indrindra raha miteny mifanohitra amin'ny ranomasina): Trondron-dranomamy.…tohiny
Ranomandry: a.: Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin'ny havandra. 1 h.i.: Fomban-domano misosa. 1 Hazakaza-madinika…tohiny
Ranomanitra: a.: Rano amboarina amin'ny zavamaniry misy fofona mantra ka atao amin'ny akanjo na hanosorana ny tena.…tohiny
Ranomasina: a.: Rano lalina sady midadasika ary manonja misamboaravoara, m an odidina ny tany: Masirasira ny tsiron'ny…tohiny
Ranomaso: a.: Tsiranorano mivoaka avy ao anaty maso no-ho ny fihetseham-po be loatra, na fanaintainana ara-batana…tohiny
Ranomasonjatovo: a.: Anarandamba zandiana mora miofa izaitsizy.
tohiny
Ranombary: a.: Rano miaraka amin'ny vary nandrahofna: Efa misotro ranombary ity zazakely ity. 1 Rano nandrahoam-bary…tohiny
Ranombary tsy masaka: a.: Anarana ilazana ny vola famangiana amin'ny fahoriana raha mbola eo am-bohitra ny faty no mamangy:…tohiny
Ranombatsiny: a.: Tsiranorano fotsifotsy mitsika avy amin'ny ronono ampandrina.
tohiny