Litera R

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Rameva: a.: Karazam-biby mandinika avy any Aria misy trafony anankiroa. (Ny rameva dia ataon'ny olona fitaingina,…tohiny
Ramianoka: a.: Anaran'ahitra lehibe fahita eny an-tanimbary (Aeschynomene indica). tohiny
Ramiary: a.: Anaran-javamaniry misy voniny fotsifotsy lehibe, fahita matetika eny amin'ny tany mando. (Datura…tohiny
Ramiavona: a.: Hazo eny amin' ny vatan'ny namany no aniriany (fiteny koa ny hoe hazomiavona). tohiny
Ramifaritra: a.: Zavamaniry misy raviny mena misisina fotsy. tohiny
Ramijaingy: a.: Karazam-balala. tohiny
Ramilaheloka: a.: Anaran-kafa iantsoana ny fandrefiala. tohiny
Ramilamina: a.: Anaran-javamaniry fahita mitsinkafona eny ambony rano, fanao fanafody. tohiny
Ramimendo: a.: Anaran-kazo. tohiny
Ramiraja: (angl. ramrod) a,: Faritso-basy. tohiny
Ramirebaka: a.: Anaram-bosotra omena ny anantsonga no-ho izy mahabe rivotra. tohiny
Ramiretaka: a.: Aretina mpahazo ny kisoa, izay mahatonga azy halemy, hiretaka tsy mahajoro ary dia mahafaty azy.…tohiny
Ramirondra: a.: Anaran-javamaniry eny amin'ny vatan' ny namany no aniriany. (Phipsalis cassytha) tohiny
Ramitambina: a.: Anaran-javamaniry hita maniry eny ambonin'ny angavodiana. (Loranthus) tohiny
Ramofaritra: a.: Karazan'ahitra. (Limnophila terenioides) tohiny
Ramole: (fr. mulet) a,: Biby sahala amin'ny soavaly, avy amin'ny fampiarahana ny ampondra lahy sy ny soavaly…tohiny
Ramondramona: a.: Fitsako mingonongonona mierona toy ny alika na ny saka. - t.i.f.: Ramondramor2lna, aramondramona,…tohiny
Ramondramonina: Aramondramona (ramondramona) mt. ih. (ramondramony, aramondramony): Tsakoina eo am-pingonongononana.…tohiny
Rampa: p.t.: Banga, afaka niala (nify na hohon-tongotra sendra tafintohina): Potraka Rakoto ka rampa daholo…tohiny
Rampaina: (rampa) mt. ih. (rampao): Bangaina, alana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1318