Litera R

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Resahina: apoaka indray:Nohetsehin'ny mpivory sasany ny raharaha momba ny vary. tohiny
Resahina: (resaka) mt.ih. (resaho): Atao resaka: Inona no resahin-dRakoto sy Rabe teto? 1 Tenenina, lazaina: Noresahinao…tohiny
Resaka: a.: Teny ifanaovana: Araka ny resaka nifanaovantsika omaly, dia iny ny zanako haka ilay vola. 1 Teny…tohiny
Resaresa: a.: Fandeha miretareta sy tsy afaka mamindra fity (toyny an'ny ganagana); hakamoana, fiborerana, fitsimozimozy.…tohiny
Resena: (resy) mt. ih. (reseo): Iadiana, tsindriana, toherina, atao resy: Reseo ny hakamoana. / Tokony horesena…tohiny
Resy: p.t. sady mt. ih, ft.: Voa tamin'ny ady na lalao fifaninanana: Resin'ny Fortior ny mpanao baolina avy…tohiny
Retadretahina: (retadretaka) mt. ih. (retadretaho): Atao hoe "retaka": Nahoana izahay no retadretahinao? tohiny
Retaka: sy Retany: Ry ireto a! (fitenin'ny samy vehivavy): Mangina, retaka. / (raha lehilahy kosa no mampiasa…tohiny
Retareta: p.t.: Kely, ratsy toebatana, mitavozavoza. - t.i.f.: Aretareta 1 mixetareta,firetareta 1 maharetareta.…tohiny
Retidretehina: (retidretika) mt. ih. (retidreteho): Fotetahana, tsy atao milamina tsara. tohiny
Retika: sy Retidretika a.: Soratra mitsaporetika, mifotetaka, saro-bakina; fisomaradimbana. - t.i.f.: Aretidretika,…tohiny
Retsidretsehina: (retsidretsika) mt ih. (retsidretseho): Atao mandre volivoly. ¶ M.h.: Aretsidretsika. tohiny
Retsika: sy Retsidretika a.: Fahatsiarovana ho misy mamolivoly na mandehandeha any apatin'ny tena any. 1 Enti-milaza…tohiny
Retsy: sy Retsiana s.o.: Ifampiantsoan'ny vehivavy mitovy saranga: Auia, ray retsiana, fa raofim-potsiny ny…tohiny
Rety: (Br) a.: Amalona lehibe. tohiny
Revaka: ft.: Haingo feno rentirenty manaitra ny maso; ravaka mambabo amin'ny fanjelanjelany. - t.i.f.: Arevaka,…tohiny
Revengo: na Reveno (Ski) a•: Anaran'ilay toa olona mitan-dry valiha eo amin'ny vola-na. Resaka dridralava. tohiny
Revo: p.t.: Latsaka an-kona na anaty fotaka marihitra: Revo tao anaty fotaka ny ombinay. 1 h.o.: Revon'ny…tohiny
Revoina: (revo) mt. ih. (reuoy): Enti-milaza ny fotaka, honahona ilentehana. / Alentika ao anaty raharaha, fahasahiranana.…tohiny
Reza: sy Rezareza a.: Fandeha valabalaka tsy maka sarotra; famindra miadana sy feno filaminana toy ny mitaritaritongotra.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0747