Litera R

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ravoravo: a.: Tany fotsy fandalorana, izay fantatra koa amin'ny anarana hoe taniravo. tohiny
Ravoravoina: (ravoravo) rot. ih. Raz (rayoramoy): Falifalina; dokafana. tohiny
Ray: sy Rairay a.: Kasika: Zozo tia rairay. 1 Fakana zavatra amin'ny tanana. • Fampidirana olona ao an-trano.…tohiny
Ray: a.: Ny lehilahy manan-janaka tokana na maro: I Rainilita no rain'Ibalita; ilazana koa ny olona tokotokony…tohiny
Ray: na Ry: Tenim-piontanana fanao eo alohan'ny olona itenenana raha maro: Henoy izao teny izao, ray uahoaka.…tohiny
Ray: Fanononana haingana ny Iray. tohiny
Razana: a.: Ny ray aman-dreny niaviana fahagola: Tany nitsembohan'ny razana itony ka tsy havelako ho lava volo.…tohiny
Razandry: a.: Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zandrin'ny tena. tohiny
Razoka: na Razodrazoka ft.: Fahosaosana. - t.i.f.: Marazoka / faharazodrazoka. tohiny
Razoky: a.: Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavan ny zokin'ny tena. tohiny
Razorazo: a.: Rozaroza, raviravy, toetran'ny zavatra anankiray lava mikiraviravy; haosana. - t.i.f.: Arazorazo,…tohiny
Re: sy Reny mt. ih. it.: Heno: Renao ve izany uorona mihira izany? t• Fantatra: Efa renao ny nialan-dRakoto.…tohiny
Re: Kianteny kely fanao amin' ny fehezanteny manontany raha manontany tena ilay miteny: Inona re no hataoko…tohiny
Re: a.: Ny feo faharoamanarakaraka ny do amin'ny ambaratongam-peo fito amin'ny gama. tohiny
Rea: (Ski) a.: Rivotra mifafy hita amin'ny tarehin'ny rano. tohiny
Rebaka: p. t.: Noana, lanaka, tsy maharay tena noho ny harerahana. - t.i.f.: Arebaka / mandrebaka, mpandrebaka…tohiny
Rebaka: ft.: Fihaingoana, fixaratana amin'ny akanjo malalaka mikobankobana sy mirefarefa. tohiny
Rebareba: a.: Akanjo na fitafiana lava be sy mitaritarika. i t.i.f.: Arebareba, voarebareba, tafarebareba / mirebareba,…tohiny
Rebika: a.: Dihy faly misy tsinjaka. - t.i.f•: Tafarebika / mirebika, firebika, mpirebika / irebehana, firebehana…tohiny
Rebirebena: Arebireby (rebireby) mt. ih. (rebirebeo, arebirebeo): Tarihina mba hivilivily lalana fa tsy handeha…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0104