Litera R

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Rakotra: a.: Zavatra atao eo ambony zavatra hafa mba tsy hahitana azy na hiarovana azy: Rako-pandriana. ¶ M.h.:…tohiny
Ralia: (fr. rallye) a.: Fifaninanan'olona mandeha an-tongotra na fifaninanan'aotomobilina izay tsy maintsy…tohiny
Raloba: a.: Hira fanao amin' ny fiandrasam-paty any anindran-tany. ¶ M,h.: Sasy, baheza. tohiny
Raloba: a.: Karazana korintsana vita amin'ny sampan-drofia (baobao na bao fombo) norarina ho vata kely fisaka…tohiny
Ramadany: (ar. ramadana) a: Volana fahasivy amin'ny kalandrie miziolimanina ifadian'ny Silamo hanina, ka isan'…tohiny
Ramahavalia: a.: Karazan-javamaniry fanao ody mosavy na vorika. tohiny
Ramaka: a.: Anaran'olo-nalaza fahiny ho mpandoro trano. * Fiten.: Nandalo Ramaka ka may ny tanàna. tohiny
Ramamonjy: a.: Zavamaniry fanao fanafody. tohiny
Ramanakofa: a.: Hazo fanao ody farasisa. tohiny
Ramanamango: a,: Anarana no-mena ny tangena ampiasaina amin'ny fampinomana. tohiny
Ramandraotra: a.: Anaram-panafody tranainy. tohiny
Ramanenjana: a.: Anaran'aretina hafahafa mampienjika sy mampanao fihetsehana isankarazany, mitovy amin'ireo fantatra…tohiny
Ramanga: a.: Tanimena atao fanafody maso. tohiny
Ramangorona: a.: Biby be misambotra ary mandentika any anaty rano araka ny voalazan'ny angano. ? Zavamaniry madinika…tohiny
Ramanjavona: a.: Zavamaniry mandadina. tohiny
Ramanjeona: a.: Anaram-borona (Nectarinia angladiana). tohiny
Ramanjerika: a.: Anaram-borona (Terpsiphone mutata). tohiny
Ramarama: a.: Fisasasasana, famindra avy dia misosososo. ? Fitondrana haingo maro be lafo vidy. - t.i.f.: Ramaramaina,…tohiny
Ramaramaina: (ramarama) mt. ih. (ramaramao): Haingoina mihoa-pampana. tohiny
Ramatana: (ramatra) mt. ih. (ramato): Kaikerina mafy amin'ny nify; iadiana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095