Litera R

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Rehefa: p. mt.: Raha afaka kelikely, rahariva: Ho auy aho, rehefa fa andraso, / ppt. feh.: (fihasimban'ny rahefa)…tohiny
Rehetana: (rehitra) mt. ih. (reheto): Velomina (afo): Norehetako ny afo fa tsy nirehitra azon'ny terza ny kitay.…tohiny
Rehetra: p. mlk.: Tsy misy avakavaka, aby, jiaby: Tonga ny mpianatra rehetra. (Matetika no hamafisin'ny p. mt.…tohiny
Rehitra: a.: Fiveloman'ny afo; fahamaimaizana, hidihidy, fisafoahana tafahoatra. - t.i.f.: Rehetana, arehitra,…tohiny
Rehofina: (rehoka) mt. ih. (rehofy): Anipazana rehoka, andrehofana: Nahoana no rehofinao ny zanako? tohiny
Rehoka: a.: Zavatra maditidity avoaka avY any an-tenda, indrindra raha marary voan'ny kohaka: Tokony hangonina…tohiny
Rejisitra: (fr. registre) a.: Boky fitanana anarana. tohiny
Rekany: Kianteny kely mety hanan-kevitra roa: 1) Manko: Eny rekany! 2) Re: Aiza rekany no halehako tsy hahitany…tohiny
Relijiozy: (fr. religieux) a.: Lehilahy na vehivavy manokantena ho an'Andriamanitra, ao anatin'ny Fikambanana iray,…tohiny
Remarema: a.: Toetran'ny zavatra sady lehibe no mitaritarika tahaka ny siranandon'omby. ? h.o.: Akanjo malalaka…tohiny
Remaremaina: (remarema) mt, ih. (remaremao): (akanjo na fitafiana) Halalahina hoentina mianjaika. tohiny
Rembana: p.t.: Tsy mitovy fahitsy fa misy avo sy iva, toy ny tandrok'omby ny iray manondro ambony, ny iray manondro…tohiny
Rembena: Rembezina (remby) mt. ih. (rembeo, rembezo): Hazaina, angatahina mafy, ambezoina. tohiny
Rembona: a.: Alahelo tampoka ary miserana; hanina; embona. 1 &i.: Mandrembona, fandrembona, mpandrembona 1 andrembonana,…tohiny
Remby: a.: Biby samborina na enjehina hohanina; haza; zavatra azo amin'ny fihazana: Tsy uizahy ny mitatitra…tohiny
Rendra: sy Rendrarendra a.: Zavatra marevaka mahafinaritra; zavatra manodoka: Be rendrarendra manodoka ny fiainana…tohiny
Rendrehana: sy Rendremana (rendrika) p. t.: Renoka kely amin'ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza:…tohiny
Rendrena: ft.: Fandehanana mitety toerana etsy sy eroa. ~ t.i.f.: Arendrena, tafarendrena I mirendrena, flrendrena,…tohiny
Rendrika: p.t.: Latsaka ao anaty rano ary difotra tsy afamipoitra intsony, fefika: Rendrika ny lakana. 1 Reno-ka:…tohiny
Rendrirendry: a.: Zavatra manjelanjelatra ka mahajemby ny maso; fipendrampendran'ny rivotra sy ny hazavana rehefa…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2117