Litera R

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Rodorodoina: (rodorodo) mt. ih. (rodorodoy): Asaina mandeha haingana, korodorodosina, aporiatra. ? Atao haingana.…tohiny
Rodrano: a.: Zavamaniry fihinarn-boa. tohiny
Rofatra: a.: Haraoraon-javatra, harokoroko. ? h.o.: Raharaha misavoritaka. - t.i.f.: Mirofatra, firofatra, mpirofatra…tohiny
Rofia: a.: Zavamaniry karazana palmie izay anaovana kofehy ny hoza-draviny ka tenomina ho jiafotsy. tohiny
Rofo: Rofoloha a.: Holatry ny hatina efa sitrana. tohiny
Rofotra: a.: Fisehoan'aretina mibontsimbontsina, toy ny kitrotro, bonibony..., betsaka. , 4 t.i.f.: Mirofotra,…tohiny
Rofy: a.: Aretina, fahadisadisana: Ho tsy tian-drofy anie ity zaza ity! • Zava-mampijaly, fahoriana: Ety an-tany…tohiny
Rohae: (Ski) a.: Enti-milaza ny tany mainty miparasadrasaka toy ny lavenona, na toy ny main'ny afo tany aloha…tohiny
Rohana: a.: Aretina manaintaina sy mampangotsokotsoka any amin'ny famavanin'ny taolana. - t.i.f.: Rohanina.…tohiny
Rohanina: (rohana) p. t.: Mararin'ny rohana. tohiny
Rohizana: (rohy) mt. ih. (rohizo): Fatorana amin'ny mahazaka: Rohizo io lakana io fa sao lasan'ny rano. ? (omby)…tohiny
Rohona: a.: Kotroka mamoaka feo midaondaona any lavitra any; fipoahan-javatra miraondraona sy mampihovitrovitra…tohiny
Rohontany: a.: Fomban-tany na fomba irohonan'ny be sy ny maro ka mahatarika izay miara-mitoetra aminy hanaraka…tohiny
Rohotra: na Rohitra a.: Fiaraha-mandeha ataon'ny olona maro be ; fizorana miara-be. - t.i.f.: Mirohotra, firohotra,…tohiny
Rohy: a.: Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataouy rohy foza izay mpangalatra tratra.…tohiny
Rôhy: (Tsm) a.: Zanak'omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso.…tohiny
Roibe: a.: Karazana roy misy voninkazo mitapelaka, ary ny hodiny anaovan'ny ankizy antsamOtady. tohiny
Roibelahy: a.: Karazana roibe kelikelY. tohiny
Roibevavy: a.; Karazana roibe lehibe. tohiny
Roifantaka: a.: Karazana roy mafy hazo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2656