Litera R

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Rarina: (rary) mt. ih. (rario): Ampifampidipidirina mba ho tonga tsihy; randranina, tohiny
Rariny: a.: Fitsarana araka ny tokony ho izy, izay mirary tsara, izany hoe miady masony tsara tanteraka: Tsy…tohiny
Rary: ft.: Aretina, rofy, fanaintainana. 1 t.if.: Marary, farary, mparary 1 mankarary 1 ankarariana, fankarariana…tohiny
Rary: a.: Hira vavaka fanaon' ny vehivavy ho fangatahampitahiana ho an'ny mpiantafika. - t.i.f.: Ruina 1 mirary,…tohiny
Rary: a.: Fanaovana ny ahitra na ny rindra mifampidipiditra mba ho tonga tsihy na satroka, fandrandranana…tohiny
Rasa: a.: Fandidiana sy fitetehana ny henam-biby vonoina hohanina. i tif: Rasaina, voarasa 1 mandrasa, fandrasa,…tohiny
Rasaina: (rasa) mt. ih. (rasao): Didiana sy tetehina: Rasao ity omby ity. * F.-p.: Rasain-koho: entimilaza hena…tohiny
Rasana: a.: Jar. Angongo. tohiny
Rasao: Teny madidy avy amin'ny [rasa] [mandrasa]tohiny
Rasaraka: (Btl) a.: Randrambolo betsileo misaratsaraka ny tadim-bolo. tohiny
RASAVOLANA: Kabary (amin'ny fahoriana) atao amin'ny misasak'alin'ny fiandrasam-paty ho fisaorana ny olona sy ho…tohiny
Ratra: a.: Fery, fiendahan' ny hoditra sy loaka amin' ny nofo noho ny rangotra na zava-maranitra. - t.i.f.:…tohiny
Ratraina: (ratra) mt. ih. (ratrao): Asana ratra: Noratrain'io tsofa io ny zanako. • h. o.: Ampitondraina alahelo:…tohiny
Ratsiaina: p. t.: Enti-milaza ny vehivavy bevohoka manan-javatra tiana hohanina mafy: Ratsiaina vorivorin-kena…tohiny
Ratsina: (ratsy) mt. ih. (ratsio): Mao tonga ratsy. tohiny
Ratsiririatra: (Btm) a.: Karazam-bibilava madinika. tohiny
Ratsy: p.t.: Tsy tsars tarehy, mahasosotra ny mijery azy: Ratsy ny satroko noho ny anao. ? Tsy manan-toetra…tohiny
Raty: a.: Ny hoditry ny akondro maina: Maivana toy ny raty tohiny
Raty: na Ratiraty (fit.-p.) a.: Bozaka maina. tohiny
Rava: p. t.: Simba tanteraka, potika: Ravan'ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy. ? h.o.: Vao…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1192