Litera R

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ranemba: a.: Anaran-kazo. tohiny
Ranendo: a.: Karazan-kazo madinika. (Lolanum aphananthum) tohiny
Ranga: (Ski) a.: Karazam-bahy fanao fanafody ho an'ny olona tera-bao. tohiny
Ranga: (Ski) a.: Ditin-kazo fotsifotsyeny amin'nyrantsankazo. tohiny
Ranga: p. t.: Mitsangana, toy ny sofin'ampondra. 4 Taitra, hendratra: Ranga ny sofindRakoto nahare fa nisy…tohiny
Ranga sofina: ranga maso: enti-manondro ny sofina taitra sy ny maso kaodikaody. / Ranga ny masony: hendratrany fijeriny…tohiny
Rangahy: a.: Anarana omena ny sakoivy rehefa mby hiofo ho monany izy. tohiny
Rangahy: a.: Anarana iantsoana lehilahy efa baba taona ho fanajana azy: Lasa ilay Rangahy nipetraka teo ambonin'ny…tohiny
Rangaina: Rangavina (ranga) mt. ih. (rangao, rangauy): (Ity faharoa — rangavina — no fahita matetika kokoa) Takarina,…tohiny
Rangitana: (rangitra) mt. ih. (rangito): Atao izay hampaharanitra azy: Rangito ity antsy ity. tohiny
Rangitra: a.: Fandranitana zavatra, fanaovana izay hampaharanitra zavatra. - t.i.f.: Rangitana, arangitra, voarangitra…tohiny
Rango: (Ski) a.: Karazan-tononkira miady rima mitanisanisa zavatra. tohiny
Rango: p.t.: Lava mahia, lava manify. tohiny
Rangolahy: a.: Bay vato fisaka amin'ny fasan-drazana atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona eo anoloana; amin'ny…tohiny
Rangomaina: a.: Taolana fisapisaka telo zoro mamarana ny soroka any an-damosina. tohiny
Rangopohy: a.: Fanafohezantsonia fampiasa amin'ny taratasim-panekena na mba hanamarinana fanitsiana teny diso.…tohiny
Rangorango: p.t.: Enti-milaza olona mihinana tsy miatoato. • a.: Fakana zavatra tsy miera amin'ny tompony. - t.i.f.:…tohiny
Rangorangoina: (rangorango) mt, ih. (rangorangoy): Alaina etsy sy eroa amin-kasahiana. tohiny
Rangotina: (rangotra) mt. ih. (rangoty): Ratraina amin'ny hoho: Norangotin'ny saka ny zanako. tohiny
Rangotra: a,: Ratra na kiaka avy anrin'ny hoho lava. - t.i.f.: Rangotina, arangotra, tafarangotra, voarangotra…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0352