Litera R

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Rentina: a.: Mitovy amin'ny Renty. tohiny
Renty: a.: Ravaka na haingo manaitra mamirapiratra: Be renty loatra ity trano ity ka tsy tiako indray. ? Teny…tohiny
Reny: Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao. 1 Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe.…tohiny
Reny: Mitovy amin'ny Re. tohiny
Reona: sy Reondreona a.: Ny feon-javamaneno maro na ny mpihira betsaka indray miaraka. Enti-milaza koa ny feon'ny…tohiny
Reotra: a.: Ny feo mipiaka sy mirefotra heno amin'ny fahatapahan'ny rantsan-kazo na taolana. - t.i.f : Mireotra,…tohiny
Repaka: Mitovy amin'ny Reraka, noana. tohiny
Repaky: Avy amin'ny [Repaka]tohiny
Reparepa: a.: Toetran'ny zavatra mirefarefa amin'ny tany; mitaritarika lava be. - t.i.f.: Areparepa, tafaxeparepa…tohiny
Repika: (tsy fampiasa loatra) a.: Fihasimban'ny hoe Kepika. tohiny
Repirepena: (repirepy) mt. ih. (repirepeo): Asaina mivembena, atao mirondrona. tohiny
Repirepy: a.: Vembena, vezimbezina, rondrona, 1 Toetran' ny olona miapanapana azon' ny tahotra mafy na alahelo…tohiny
Repoka: a: Ny fipiapiakan'ny voanjo tsakoina; ny fikepokepoky ny zavatra ketoketohin'ny nify. - t.i.f.: Arepoka,…tohiny
Rerahina: (reraka) mt, ih. (reraho): Vahana dia borahana, ketrahina. ~ Atao izay hahaosa azy, trotrahina. 1 Lani-…tohiny
Reraka: p.t.: Tsy manan-kery intsony noho ny hanoanana na havizanana: Hateloana izay tsy nanendry honinaaho…tohiny
Rerarera: a.: Fiakanjo tsizarizary, miroradroraka; refarefa (enti-milaza ny elatry ny vorona na ny fitafiana mila…tohiny
Rere: a.: Soka-dranomasina lehibe. tohiny
Rere: a.: Poa-basy maro atao indray mirefotra. ? F.-p.: Manao rere (miaramila maro) indray manapoaka ny basiny.…tohiny
Rere: a.: Anaram-borona izay fantatra kokoa amin'ny anarana hoe vorondreo. tohiny
Rerika: a.: Teny tsy fandre raha tsy amin'ilay fomba fiteny hoe "Very rerika": revo, sondriana amin'ny zavatra…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0196