Litera R

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Rebireby: a: Fitarihana mba hampivily lalana fa tsy amin' ny tokony ho izy. ~ Hevitra manodoka hamitahana; fanolikolena;…tohiny
Reboka: a.: Fihinanana an-kisesy amin-kasarotana na hatendana, famosibosehana. 1 p.t.: Mieboebo, mirehareha…tohiny
Redaka: a.: Lelafo miredareda, afo manao rehi-be. - t.i.f.: Aredaka, voaredaka, tafaredaka I mandredaka, fandredaka,…tohiny
Redareda: a.: Lelafo mirehi-be toa mahafinaritra ka maharitra. - t.i.f.: Aredareda, tafaredareda l mandredareda,fandredareda,…tohiny
Rediredena: (rediredy) mt. ih. (rediredeo): Tenitenenimpoana, tsy misy heviny. tohiny
Rediredy: a.: Teniteny be tsy misy heviny; fimenomenonana tsy misy fiatoana: Ny andRangahy io koa, rediredy foana;…tohiny
Redona: a.: Fiaraha-miteny na fiaraha-mihira. - t.i.f.: Redonina,. aredona, tafaredona / mandredona, fandredona,…tohiny
Redonina: (redona) mt, ih. (redony): Tenenina, hiraina indray miaraka: Noredonin'ny mpianatra rehetra ny "Ry tanindrazanay…tohiny
Refaka: ft.: Toetran'ny zavatra mitaritarika mifafa amin'ny tany toy ny rambo, ny akanjo lava... - t.i.f.: Arefaka,…tohiny
Refarefa: p.t.: Mitaritarika amin'ny tany. / a.: Toetran' ny zavatra lava miramborambo ka mitaritarika amin'ny…tohiny
Refarefaina: (refarefa) mt. ih. (refarefao): Enti-milaza ny raharaha atao mitarozaka, ka manjary halavaina ny fotoana…tohiny
Refesina: (refy) mt. ih. (refeso): 1) Jerena misy refy firy; 2) alaina refy, jerena ny halavany: Refeso kely ny…tohiny
Refo: ft.: Toetran'ny zavatra mora vaky, malia. - t.i.f.: Marefo I mareforefo I harefo, faharefo. tohiny
Refona: p.t.: Valaka, reraka noho ny hanoanana: Refona aho ka nijanona nipetraka teo ambody hazo, nihinana iiay…tohiny
Refotra: a.: Feon-javatra vaky na tapaka, ka miriatra, mitefoka, toy ny hazo maina voahitsaka, feom-basy mipoaka.…tohiny
Refy: a.: Halavana mitovy amin'ny halavan'ny sandry roa mitsotra tsars (ny refy dia sahala amin'ny mamakitratra…tohiny
Rehaka: a.: Hadedahana, hakevohana, fiderana tena. - t.i.f.: Tafaxehaka I mirehaka, firehaka, mpirehaka J irehafana,…tohiny
Rehana: p.t. (t.tr.): Maro be, tsy tambo hisaina. tohiny
Rehareha: a.: Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana...…tohiny
Rehareha: a.: Karazan-kazo (Colea); misy reharehalahy (Colea floribunda), ary reharehavavy (Colea). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0847