Litera P
Pika: a.: Fipitsile-javatra miala amin'ny toerana misy azy, ka misy feo kely miaraka amin'izany; fampifantsitsirana;…tohiny
Pike: (Ski) a.: Tady mifatotra amin'ny laveroka ka marnaky ny laim-botry sady mifatotra koa amin'ny take.…tohiny
Pila: (fr, pile) a,: Fitehirizana aratra, avy amin'ny fitambaran-javatra miteraka angovo simika lzay miova…tohiny
Pilaka: na Pilapilakap.t.: Jejojejo mba hanaitra ny mason' ny lehilahy. - t.i.f.: Apilapilaka / mipilapilaka,…tohiny
Pilampilana: p.t.: Mitovy amin' ny Pilapilaka.
tohiny
Pilao: (fr. plomb) a: Tady kely misy vongam-pira-mainty izay entina manamarina ny fahitsian'ny rindrina tsy…tohiny
Piliavava: a.: Fanaovana tsy anjery mikararana ka indraindray tsy heverina akory izay lazaina.
tohiny
Pilina: (angl. pill) Fanafody miendri-boananana kely na-tao hatelina avy hatrany. Pilin-kankana: pilina ody…tohiny
Piliolitse: (Ski) p.t.: Enti-milaza ny zavatra na feo kely mi-la tsy ho hitan'ny maso na ho ren'ny sofina, bilitika.…tohiny