Litera P
Poizinina: (poizina) mt. ih. (poizino): Asiana poizina: Nopoizininy ny sakafo narosony ho azy. ? Omena poizina:…tohiny
Poka: a.: Feo re mirefotra amin'ny fifandonana, fidonana: Po-doha. - t.i.f.: Pohina, apoka, voapoka J mamoka,…tohiny
Polaka: p.t.: Milefitra, miforitra (jer. Folaka). * t.i.f.: Polahina, apolaka, voapolaka, tafapolaka / manapolaka,…tohiny
Polena: na Polesina (poly) rat. ih. (poleso): Poriporetina, fozafozaina amin'ny rantsantanana: Raha polesina…tohiny
Poleta: na Basipoleta (fr. pistolet) a.: Fiadianamipoaka, fohy sady maivana, fanapoaka tanana an'ila ihany.…tohiny
Polimielita: (fr. polimyéiite) a.: Aretina avy amin'ny virosy iray izay mamely ny sala mpampihetsika eo amin'ny tendron'ny…tohiny
Pôlisa: (fr. pouls) a.: Fitepon' ny fo manosika ny ra, izay mora heno indrindra eo amin'ny hato-tanana anoloana:…tohiny
Polisy: (fr. policier) a.: Olona manao fanamianamanokana, mitandrina ny filaminana ao an-tanàna: Miantso polisy.…tohiny
Politetse: (Ski) p.t.: Latsaka na mivoaka avy amin'ny elanelan-javatra na mitete toy ny fotsimbary entina amin'ny…tohiny
Politfka: (fr. politique) a.: Teti-pitondrana: Manao politika, mpanao politika. Hafetsena, hevitra: Olona be politika…tohiny
Pololotina: na Pololorina (pololotra) mt. ih. (pololoty, pololory): Enti-milaza ny vovoka na ny setroka atosiky…tohiny
Pololotra: a.: Firohotana (vovoka na setroka) misesika hivoaka. * t.i.f.: Pololotina, pololorina, apololotra, voapololotra…tohiny
Poloney: (fr. polonais) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Polonina: 0-lona mahery fo ny Poloney,…tohiny
Polopolorina: (mt, ih),: Tsy fampiasa raha tsy amin'ireto fomba fiteny ireto: Tsy hita polopolorina: tsy metY ho hita…tohiny