Litera P
Pitihina: (pitika) mt. ih. (pitiho): Enti-milaza olona na zavatra izay voan'ny rano mifantsitsitra: Pitihin'ny…tohiny
Pitika: na Pitsika a.: Zavatra miendaka na miala amin'ny ,zavatra iray: Piti-bomba. 1 Fialana tampoka ary toa…tohiny
Pitikilangy: a.: Zavamaneno mitovitovy amin'ny Jejilava sy ny Amponga tany; toy izao no fanaovana azy: mandavaka…tohiny
Pitrapitra: a.: Fijery mangaihay na malahelohelo. - t.i.f.: Apitrapitra, tafapitrapitra / mipitrapitra, fipftrapitra,…tohiny
Pitripitrihina: (pitripitrika) mt. ih. (pitripitriho): Endasina.
tohiny
Pitripitrika: a.: Feo heno amin' ny menaka rotsahana zavatra endasina. - t.i.f.: Pitripitrihina, apitripitrika, tafapitripitrika…tohiny
Pitsiny: a.: Sasiny na filatro amin'ny fitendrena zavamaneno; fihetsika na fiangolangolana alohan'ny hamakiana…tohiny
Pitsofaoro: (angl. pitchfork or tuning fork) a.: Fitaovana atao fakana feo rehefa mihira.
tohiny
Pitsohina: (pitsoka) mt. ih. (pitsohy): (taolana) Esorina amin'ny toerany, • (varavarana) Vohana an-terisetra tsy…tohiny
Pitsoka: a.: Fifandisoan-taolana. 1 Folaka: Pitsoka ny tongony havia. i Fahasimbana fanalahidy. - t.i.f.: Pitsohina,…tohiny
Pizina: (py) mt. ih. (pizo): A-naovana baiko amin'ny maso: Nopiziko maso izy vao nangina fa saika mbola hiteniteny…tohiny
Plaky: (fr. plaque) a.: Takelaby misy filazana. • Takelapitaratra rakotra zavatra na-tao ho mora handray hazavana,…tohiny
Planety: (fr. planète) a.: Ireo vongana goavana — anisan' izany ny tany — entin'ny herin'ny masoandro manodidina…tohiny