Litera P

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Pelapelahina: (pelapelaka) mt. ih. (pelapelaho): Fisahana. tohiny
Pelarana: (pelatra) mt, pdr. (petaro): Asiana, tefohana tehamaina. tohiny
Pelatra: a.: Famelezana amin' ny zavatra fisapisaka, famelezana tehamaina. - t.i.f.: Pelarana, apelatra, voapelatra,…tohiny
Pelika: na Pelipelika a.: Hetsiketsika; fihetsiky ny olona jejo mipilapilaka. - t.i.f,: Pelipelehina, apelipelika,…tohiny
Pelipelehina: (pelipelika) mt. ih. (pelipeleho): Hetsiketsehina, apilapilaka. tohiny
Pempena: a.: Fivezivezena mitady zavatra na taitra ka tsy mahita izay haleha fa mankatsy mankaroa; papapapa,…tohiny
Pempenina: (pempena) mt. ih.: Enti-milaza zavatra itotototoana, ivezivezena atsy sy aroa noho ny fahatairana. tohiny
Pempo: p.t.: Mitovy amin'ny pepo, izay fiteny matetika kokoa. tohiny
Pendenana: Pendenina (pendina) mt. ih. (pendeno): Lotoina, asianapentina, tohiny
Pendina: a.: Pentina man doto. I t.i.f.: Pendenana, pendenina, apendina, voapendina, manapendina, fanapendina,…tohiny
Pendo: p. t.: Kely endrika: Ankizivavy kely pendo. tohiny
Pendrampendrana: p. t.: Jembijemby, tsy mahita tsara no-ho ny hazavana mitaratra. 6 t.i.f.: Pendrampendrana, apendrampendrana,…tohiny
Pendrampendranina: (pendrampendrana) mt. ih. (pendrampendrano): Atao izay hahajemby. tohiny
Penefo: (angl. penknife) a.: Antsipika. tohiny
Penimpenenina: (penimpenina) mt ih. (penimpeneno): Asaina mitotototo ets? sy er?. tohiny
Penimpenina: a.: Fivezivezena ets? sy er? mitady zavatra, na taitra ka tsy mahita izay horaisina na han dosirana.…tohiny
Penina: (angl. pen) a.: Vy kely fanoratana amin'ny ranomainty: Lelam-penina: ilay vy kely fanoratana mihitsy;…tohiny
Penjena: (penjina) mt, ih. (penjeo): Tazonina sady terena ho poritra mafy, giazina, gejaina. tohiny
Penjy: ft.: Geja mafy, fitazonana sady fanerena ho poritra mafy. - t.i.f.: Apenjy, penjena, voapenjy. tohiny
Penjy: a.: Karazan'ahitra fanao satroka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.031