Litera P
Palmie: (fr. palmier) a.: Anarana itambarana ilazana ireo karazan-kazo manana toetra manokana: ny tahony, tsoatokana;…tohiny
Pampana: a.: Firaparapana, fitsapatsapana. - t.i.f.: Mipampana, fipampana, mpipampana j ipampanana, fipampanana…tohiny
Panama: a: Anaran-tsatroka vita amin'ny ahitra henjankenjana ka fisaka mafimafy ny sofiny sy ny tampony.
tohiny
Panda: a.: Pentina amin'ny hoditra vokatry ny hainandro, izay mety ho afa-panafody ihany na ho afaky ny fiovam-ponenana…tohiny
Paohina: (paoka) mt, ih. (paohy): Faohina avy hatrany ary amim-pahakingana: Nopaohin'ny papango ny akohokely.…tohiny
Paoka: a: Fifaohana avy hatrany ary amim-pahakingana; fakana zavatra an-keriny, izay entina mandositra. รจ Paohina…tohiny
Paoma: (fr. pomme) a.: Karazan-kazo fihinam-boanampidirina teto, misy voany kely madinika, fihinana amin' izao…tohiny
Paositra: (fr. postes) a.: Antokon - draharaham - p anjakana misahana ny fitondrana ny taratasy sy entana ifandefasan'ny…tohiny
Paosy: (fr. poche) a.: Fomban' akanjo toy ny lasaka kely mizaitra ety ivelany ka fasiana zavajavatra madinika…tohiny
Papango: a.: Vorona mpihinankena, malaza amin'ny fipaohana ny zanak'akoho. - F.-p.: Papango tanana: ilazana ny…tohiny
Papangofotsy: a.: Karazam-papango tsy mba mahay mifaoka fa iantombenany kosa ny biby asiany, toy ny akoho, gana, dokotra,…tohiny
Papangohazo: a.: Zavatra mitapelaka (taratasy henjana na baoritra maivana sady manify) didiana atao mitarehimpapango…tohiny